18/06/2026
PIZZA 2 ANIE NO NOTENENIKO E - SINGANY ROA ISA - PORTIONS 2
FA IZA ETO AN TANY NO AHALANY PIZZA 2 IZANY 😂😂
ZANY NO IZY REHEFA BE FANDINIHANA LOATRA 😂
VEHIVAVY MAHALANY PIZZA
RAHA MAHAVITA MAHALANY PIZZA 2 IANAO VEHIVAVY IRERY DIA GRATUIT ILAY FANINTELONY ALAINAO NA 28 CM NA ILAY XXL IZAY SAFIDINAO
POROFO: LANY IZY ROA DIA IZAY TIANAO ALAINA ILAY FAHATELO TSY MANDOA VOLA