Satroka - Sakafo Malagasy

Satroka - Sakafo Malagasy Sakafo Malagasy, ohatry ny any an-trano. Le bon manger à la Malagasy. Homelike Malagasy delicacies. Nous sommes des passionnés de notre belle île, Madagascar.

Nous ambitionnons de valoriser la culture Malgache par le biais du savoir-cuisiner ou le bon manger délicieusement typique à la malagasy. C'est pour cela que le restaurant atypiquement pittoresque Satroka-Sakafo Malagasy est créé, afin de nous rassembler tous sous une seule et unique but : ravis après avoir bien manger. Ensemble, promouvons les richesses de notre beau pays qu'est Madagascar.

Salama aby 🇲🇬Izany ka tena  Miparitaka ao am-bava ny tsiron'ny vary mena marihitra mamy matavy arohin'ny matsiro telo so...
18/08/2023

Salama aby 🇲🇬
Izany ka tena
Miparitaka ao am-bava ny tsiron'ny vary mena marihitra mamy matavy arohin'ny matsiro telo sosona entin'ny Anatsonga sy ny Ramirebaka malefaka ary ny anamalaho masitsiaka mampazoto homana sy ny patsa fotsy mendy - manitra sy matsiro tsy manam-paharoa🥰🤩😍
Antsoy ny 034 93 579 46 fa aterinay vetivety any amin'ny misy anao ny anao e 🤗
Tongava mitsidika.

Salama tompoko 🌻Miparasaka am-bava ny tsiro malefaky ny fen-kisoa rehefa noketrehina nandritry ny ora 4 miaraka amin'ny ...
17/08/2023

Salama tompoko 🌻
Miparasaka am-bava ny tsiro malefaky ny fen-kisoa rehefa noketrehina nandritry ny ora 4 miaraka amin'ny tongolo gasy sy sakamalaho - arahin'ny tsaramaso vao maitso kely, manitra anamalaho ... Vonton-tsiro, mameno hafaliana 🤩😍
Raiso ny finday, antsoy ny 034 93 579 46 📲
Tongava mitsidika e

Laokantsika alakamisy 🤩🍛 LELAN'OMBY SY PETIPOÀHena sy legioma tsara fantina noketrehina ora 3 amin'ny afo malefaka. Vont...
02/08/2023

Laokantsika alakamisy 🤩
🍛 LELAN'OMBY SY PETIPOÀ
Hena sy legioma tsara fantina noketrehina ora 3 amin'ny afo malefaka. Vonton-tsiro, lafatra ery !
Miaraka amin'ny : lasary voatabia manitra menaka oliva + ron'angivy 🥣
Afaka mandefa commande dieny izao fa efa maromaro ianareo no tsy mahatratra an. Hialànay tsiny indrindra tompoko 🙏🙏
📞 034 93 579 46 na MP 📩

Akory aby 🇲🇬HENAKISOA SY TSARAMASO SY TISSAM 🤩🤩😋Rehefa mendy ny tavin-kisoa ka mitsonika ary manenika ny hena sy ny tsar...
02/08/2023

Akory aby 🇲🇬
HENAKISOA SY TSARAMASO SY TISSAM 🤩🤩😋
Rehefa mendy ny tavin-kisoa ka mitsonika ary manenika ny hena sy ny tsaramaso ny tsirony mamerovero, ampian'ny tsiro malefaky ny Tissam, nandrahoina malefaka mandritry ny ora 3 dia laoka matsiro indrindra sy potipotiky ny hatsaràna no vokany 🥰🥰
Antsoy ny 034 93 579 46 hanateranay ny anao 🤗

Tsara va ? 🇲🇬Zarainay Bômbô Gasy🍭 izay rehetra mandalo mifampizara hafaliana eto amin'ny Satroka - Sakafo Malagasy Bômbô...
01/08/2023

Tsara va ? 🇲🇬
Zarainay Bômbô Gasy🍭 izay rehetra mandalo mifampizara hafaliana eto amin'ny Satroka - Sakafo Malagasy
Bômbô mantsy ka paradisa koa🎵🤗😍
Soava ny andro rahavako 🤩
Tongava mitsidika

Manakory 🇲🇬Sakafo Malagasy ve ?Voatahin-janahary amin'ny zavaboary vokatra be, misintom-pifaliana amin'ny hatsaràna maro...
27/07/2023

Manakory 🇲🇬

Sakafo Malagasy ve ?
Voatahin-janahary amin'ny zavaboary vokatra be, misintom-pifaliana amin'ny hatsaràna maro loko.
Hen'omby matavy sy arikaovera. Tsotra sy matsiro - henika fy 🤩♥️
Mirary tontolo andro soa ho anareo havako 🤗🌻

Akory lahaly 🇲🇬Ity indray ny tolotra amin'ity herin'andro ity ary oh 🤩🤩Jereo ao anaty commentaire ny mombamomba azy. Soa...
24/07/2023

Akory lahaly 🇲🇬
Ity indray ny tolotra amin'ity herin'andro ity ary oh 🤩🤩
Jereo ao anaty commentaire ny mombamomba azy.
Soava ny andro 🌻

Finaritra 🇲🇬Zomà mahafinaritra be dia ataontsika feno fifaliana izay rehetra atao 🤩🤗Ireto indray ary ny laoka anio.Soava...
21/07/2023

Finaritra 🇲🇬
Zomà mahafinaritra be dia ataontsika feno fifaliana izay rehetra atao 🤩🤗
Ireto indray ary ny laoka anio.
Soava ny andro tompoko! 🌻

Salama aby 🇲🇬Samia manao ny safidiny am-pifaliana ary oh. 🤗Mivoha  maraina ka hatramin'ny 8ora alina ny toeram-pisakafoa...
20/07/2023

Salama aby 🇲🇬
Samia manao ny safidiny am-pifaliana ary oh. 🤗
Mivoha maraina ka hatramin'ny 8ora alina ny toeram-pisakafoana. Afaka manafatra koa fa aterinay ny sakafonareo.

Address

3GMM+VG9, Lalana Marc Rabibisoa
Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 20:30
Saturday 06:00 - 20:30

Telephone

+261349357946

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Satroka - Sakafo Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category