30/07/2026
Fotoam-pialantsasatra mafinaritra 🏝️🏖️
Pizza 🍕 afaka misafidy ianareo na GM na PM
Manomboka amin'ny 10.000Ar Pm 😱 ENY 10.000Ar 🎉
TACOS 🌮 PANINI, RAMEN, MINE SAO, PÂTE SÈCHE sns rehetra misy daholo
📍Maro ianareo no mbola tsy mahita toerana misy ny AMERI'KANINA ➡️ Tanambao 1 mitsofoka eo amin'ny caisse d'épargne environ 50m côté droite misy plaque AMERI'KANINA ivelany eo.
🕛Misokatra ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy 12h - 20h
🚚 Manao livraison 12h - 17h 📲 032.64.803.02