Mitsok'ovy

Mitsok'ovy Plus que des frites 🍟

Mirary Soa ho an’ireo ankizy rehetra manala fanadinana CEPE anio❤️❤️
16/06/2026

Mirary Soa ho an’ireo ankizy rehetra manala fanadinana CEPE anio❤️❤️

Izao ny Big gourmande aminy😍🥹✔️Mahavoky be izy io. ✔️Ho an’olona 4 eoeo fa tsy lanin’olona iray kosa😁✔️Frites + sauces +...
12/06/2026

Izao ny Big gourmande aminy😍🥹

✔️Mahavoky be izy io.
✔️Ho an’olona 4 eoeo fa tsy lanin’olona iray kosa😁
✔️Frites + sauces + Garnitures☺️
✔️28.000ar ☺️

Fa ho an’izay mahita ity publication ity kosa ka manao achat azy dia 25.000Ar izy izao hariva izao☺️

Efa manana programme ve ianareo amin’ny 25Juin?Aza miala lavitra fa hisy prix Special “Fêtes de l’independance” homanina...
12/06/2026

Efa manana programme ve ianareo amin’ny 25Juin?

Aza miala lavitra fa hisy prix Special “Fêtes de l’independance” homaninay🙂 ❤️

La pomme de terre a vu l’huile et a paniqué.La frite a vu les clients et a compris. 😂🍟Leçon à retenir : Ce qui semble di...
07/06/2026

La pomme de terre a vu l’huile et a paniqué.

La frite a vu les clients et a compris. 😂🍟

Leçon à retenir : Ce qui semble difficile aujourd’hui peut devenir ta plus grande réussite demain.

Bon Dimanche🙂
Nb: Nous sommes Ouverts❤️ (Anjoma en face Cabinet Ophtalmologique)

04/06/2026

📣Ho anareo manontany rehetra📢
Tsy eo ampitan’ny Hopital Kely intsony Mitsok’Ovy fa nifindra tanteraka eto Anjoma( Ampitan’ny mpitsabo maso)

Iza no mankafy ato? 😍
04/06/2026

Iza no mankafy ato? 😍

Ry Mpitsok’Ovy hajaina☺️ Ao amin’ny C.J.T.S ny fotoanantsika amin’ny Sabotsy ho avy izao☺️ Mikatona noho izany ny point ...
04/06/2026

Ry Mpitsok’Ovy hajaina☺️

Ao amin’ny C.J.T.S ny fotoanantsika amin’ny Sabotsy ho avy izao☺️

Mikatona noho izany ny point de vente Anjoma ny Sabotsy, fa ao amin’ny CJTS kosa manomboka 14h❤️

NY Alahady kosa efa miverina Mitsok’Ovy eo Anjoma indray isika manomboka 15h à 19h30.

Ho an’izay mbola tsy maharaka, efa ato i Greta kely❤️ Mitsok’Ovy Snack🥰 Tongava manandrana fa tsara be ireo☺️ Ny frites ...
03/06/2026

Ho an’izay mbola tsy maharaka, efa ato i Greta kely❤️

Mitsok’Ovy Snack🥰

Tongava manandrana fa tsara be ireo☺️

Ny frites sy ny Poulet sy Burger misy foana ihany koa an✔️

Toerana: Anjoma ampitan’ny Mpitsabo maso (ambadika Egedec na Auto stop)

Goûter notadiavinareo daholo ireo😍 Ireo ary izy ireo😍 M**o baolina: 1.000arM**o akondro: 1.000arsandwich: 3.000arComposé...
02/06/2026

Goûter notadiavinareo daholo ireo😍

Ireo ary izy ireo😍

M**o baolina: 1.000ar
M**o akondro: 1.000ar
sandwich: 3.000ar
Composé: 3.500ar

Inona ihany koa ireny be dia be nangatahinareo ireny?😍😍😍

Anjoma ampita Mpitsabo maso no ahitanareo an’izao😍

Hello Toamasina😍❤️ Tongasoa « Greta kely », na Mitsok’Ovy Snack 😍Efa misy composé matsiro be ato😁 Efa Misokatra Greta ke...
02/06/2026

Hello Toamasina😍❤️

Tongasoa « Greta kely », na Mitsok’Ovy Snack 😍

Efa misy composé matsiro be ato😁

Efa Misokatra Greta kely manomboka anio☺️

Address

Toamasina
501

Opening Hours

Monday 10:30 - 14:00
15:00 - 19:00
Tuesday 10:30 - 14:00
15:00 - 19:00
Wednesday 10:30 - 14:00
15:00 - 19:00
Thursday 10:30 - 14:00
15:00 - 19:00
Friday 10:30 - 14:00
15:00 - 19:00
Saturday 10:30 - 14:00
15:00 - 19:00

Telephone

+261321177821

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mitsok'ovy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to Mitsok'ovy:

Share