Snack Kaly Art'Soa

Snack Kaly Art'Soa 🌸Kaly Art'Soa 🌸 Sakafo isankarazany, sakafo tsy misy kisoa, mety ho an'ny rehetra.
📞 Fifandraisana: 034 75 757 06

27/09/2025

😢😿

😢
27/09/2025

😢

Dia ianareo izany sisa no andrasana e!!‼️OFFRE SPECIALE ‼️ ❤️❤️❤️ 🍫🌹🍃❤️‍🔥Du 13-14-15 Février 2025🌸🌿A seulement 20.000ar,...
12/02/2025

Dia ianareo izany sisa no andrasana e!!

‼️OFFRE SPECIALE ‼️ ❤️❤️❤️ 🍫
🌹🍃❤️‍🔥Du 13-14-15 Février 2025🌸🌿

A seulement 20.000ar, vous allez regaler de :
🍝 1 Misao spécial Kaly Art'Soa
🍟🧀 2 Frites au fromage
🍦2 Glaces en cornet avec parfums aux choix
🫓🥥 2 Pakopako aux coco, avec brochettes, achards et sauce voanjo offerts.

Dépensez moins, éconimisez plus

Mirary taona zina, feno fahasoavana sy  fanambinana ho antsika rehetra izahay ekipa rehetra  eto amin'ny Snack Kaly Art'...
01/01/2025

Mirary taona zina, feno fahasoavana sy fanambinana ho antsika rehetra izahay ekipa rehetra eto amin'ny Snack Kaly Art'Soa. Ho tahin' Ilay Avo Nahary ao ambony avokoa. 🍂

24/12/2024

🌸 Vaovao be!! 🌸PAKOPAKO AU COCO 🥥🥥 miaraka amin'ny karazana grillades isankarazany.🍡🍡 Brochette Aranany 😛🍡 🥩 Brochette d...
18/10/2024

🌸 Vaovao be!! 🌸

PAKOPAKO AU COCO 🥥🥥 miaraka amin'ny karazana grillades isankarazany.
🍡🍡 Brochette Aranany 😛
🍡 🥩 Brochette de viande misy trafonkena 😋
🫘🫘Saucisse grillé 🤪🤪
🍗🍗Poulet grillé : feany, elany
Tsy adino ny LASARY 🥗miampy Sauce Voanjo 🥜🥜🥜 🤤🤤🤤🙂

Eto dia mankasitraka anareo rehetra izay efa nanandrana 🙏 🙂 ary manasa antsika rehetra ho avy. 🤗

Tsy hoe ela: grillade crevette, grillade calmar, poisson,... Mirary daholo ny prix!

Karibo tsika jiaby!! 🤗😜

Snack Kaly Art'Soa
🏠 IFARIHY, Près arrêt bus F
📞 034 75 757 06


Sary fanehoana

Heureux de vous accueillir à nouveau !! 🌸Efa miverina misokatra indray ô! 🤗Bol renversé  'Soa, 😋🤤
28/07/2024

Heureux de vous accueillir à nouveau !! 🌸

Efa miverina misokatra indray ô! 🤗
Bol renversé 'Soa, 😋🤤

20/07/2024

Salama daholo ô!
Ampafatarina isika rehetra fa mikatona kely ny tsena ny 22 jolay ka hatramin'ny 26 jolay. Miverina misokatra kosa izahay aorian'izany!
Mirary soa antsika rehetra.
🌊🌞🎡🏖️🍹

Cher fidèle client,
Nous vous informons que Kaly Art'Soa sera fermé le 22 juillet jusqu'au 26 juillet.
Nous serons ravis de vous accueillir après ce petit moment.
Merci de votre patience et à très vite !🤗
🌞🌴🌴🌴🌊🏖️🍹🍹

Address

Tanjombato

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Snack Kaly Art'Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category