Les deux H

Les deux H Soupe Tamatave

Mitongava manandrana ny sakafonay faly mandray anareo izahay
15/07/2023

Mitongava manandrana ny sakafonay faly mandray anareo izahay

15/07/2023

🤤
Chez Les deux H

Iza ilay mankafy soupe iny , ato aminay misy ilay tena tediavinao sy mahafapo anao 📞 :0329945674Lieu:Abattoir Mahabibo
11/07/2023

Iza ilay mankafy soupe iny , ato aminay misy ilay tena tediavinao sy mahafapo anao
📞 :0329945674
Lieu:Abattoir Mahabibo

Mankasitraka ho an'i reo izay efa tonga nandray anjara rehetra,ireto indray ny zava-misy ato aminay 👉Marihana hatrany fa...
23/05/2023

Mankasitraka ho an'i reo izay efa tonga nandray anjara rehetra,ireto indray ny zava-misy ato aminay
👉Marihana hatrany fa tsisy kisoa
•SOUPE TAMATAVE
•MINE-SAO
•PATE SÈCHE
6000 Ar ka hatram'iny 15000 Ar dia efa afapo ianao
Efa misy an'i reto ihany koa :
•ENTRECÔTE FRITES
•POULET FRITES
•STEAK FRITES
•TENDERS
•BEIGNETS DE CREVETTES
Tél :0389945674
Lieu : Marovato Abattoir Mahabibo

SOUPE CHINOISE TAMATAVE/PATE SECHE/MINE-SAO (Tena mety ho an'ireo izay mankafy soupe sy mine-sao)Manantena atsika jiaby ...
09/05/2023

SOUPE CHINOISE TAMATAVE/PATE SECHE/MINE-SAO (Tena mety ho an'ireo izay mankafy soupe sy mine-sao)
Manantena atsika jiaby ho tonga hitsidika ny toerana misy anay ary mankasitraka saady ho an'ireo izay efa tonga nanandrana ary tena afapo daoly izy ireo
•Marihana fa tsy misy kisoa ny sakafo rehetra ato
•Ny vidiny mirary de mirary
Tél ::0389945674
Lieu: Marovato Abattoir Mahabibo

Address

Marovato Abattoir Mahabibo
Mahajanga

Telephone

+261389945674

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les deux H posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category