16/11/2025
⚠️🚨Alerte!!! Attention Alerte!!! 🚨⚠️
Bonsoir 🥰 Mbola ato zay an,, faly eriii izahay mifanena aminareo reny de Nareo mantany oe lasa aiza 😁 Ato aii, Aza manahy fefa Kely sisa de iverina izahay Ary manome n'tsara fona hoanareo. Fa mandrapaha aloha an,, andao ijery IRAIMBILANJA 🥰 hoitanareo ao ny equipe RAFIA LOUNGE BAR sy izay nahafantaranareo anay hatram'zay. 👌 Tsy miova omaly ,anio Ary mandrakizay 😂
Ao Cotisse, Chez Olga ao toît d'Antsirabe👌 Ambiance au rendez-vous, Tsakitsaky et boissons sur place 🥰🥰
Afaka manao réservation ao 😋
Asinay kilalao fa aza mialà lavitra 👏👏