Super Gout Ambohimena

Super Gout Ambohimena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Super Gout Ambohimena, Restaurant, 07N15, Antsirabe.

14/04/2018

Cabaret familiale ce soir à 19h au restaurant Super Goût pour ceux qui aiment chanter ^_^ venez nombreuuuux....

**Mananintanina antsika ny fetin'ny mpifankatia.. Ny restaurant SUPER GOUT Ambohimena dia mikarakara lalao fifaninana mi...
08/02/2018

**Mananintanina antsika ny fetin'ny mpifankatia.. Ny restaurant SUPER GOUT Ambohimena dia mikarakara lalao fifaninana mihira ho an'ny mpifankatia rehetra eto Antsirabe,"Couple manga feo" izay ho tontosaina ny asabotsy 17 febroary ato SUPER GOUT.Ny fifaninana dia manomboka hariva ary tsy hifarana raha tsy @10 ora alina. Ny fisoratana anarana dia efa manomboka ety GOUT ka mifarana ny zoma 16 febroary tolakandro.10.000Ar ny fandraisana anjara ary ny mpifankatia tonga misoratra anarana dia mahazo cadeau pizza iray amin'ny andron'ny fifaninanana.
Koa dia manasa anareo mpifankatia rehetra eny na efa mpivady ho tonga misoratra anarana fa voafetra ny toerana. :)

**Ho antsika eto Antsirabe, "takariva gasigasy", cabaret izay atao ny zoma 9 febroary ho avy izao miaraka amin'ny "tarik...
08/02/2018

**Ho antsika eto Antsirabe, "takariva gasigasy", cabaret izay atao ny zoma 9 febroary ho avy izao miaraka amin'ny "tarika ARY ELATRA", finaliste Ritsoky ny lasa, ety SUPER_GOUT_Ambohimena manomboka @7 ora hariva
Koa tongava daholo fa miandry antsika ny ambiance mafana miaraka ARY ELATRA :)

Address

07N15
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Super Gout Ambohimena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category