Bira sausage

Bira sausage Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bira sausage, Fast food restaurant, Antsirabe.

31/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! ʚʬɞ Zo ʚʬɞ, Andrinirina Rasamoelina

Tsaky matsiro hitsenana ny taona 2026 👍andao atao sôsisy fumée ary e ! Alefaso ny kaomandy @ 0340439323. Sôsisy spéciale...
27/12/2025

Tsaky matsiro hitsenana ny taona 2026 👍andao atao sôsisy fumée ary e ! Alefaso ny kaomandy @ 0340439323. Sôsisy spéciale, fumée tonga de mihinana 45000ar/kg. MATSIRO BE !

20/10/2025

Mampatsiahy fa eto fôna n'y Bura Sausage mandray ny komandintsika. Sôsisy matsiro, madio, azo antoka. Aterinay any amin'izay misy anareo ny kaomandy Zay ialaintsika. Ity n'y fifanfraisana : 0340439323 ❤️ Mankasitraka sahady 👍

01/07/2025

Mes publications ont obtenu plus de 100 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉

Fety ny andro e ! Mandray komandy hatrany zahay ! SAOSISY MATSIRO SADY AZO ANTOKA. Eo ampitan'ny Hotel Impérial lalana m...
22/06/2025

Fety ny andro e ! Mandray komandy hatrany zahay ! SAOSISY MATSIRO SADY AZO ANTOKA. Eo ampitan'ny Hotel Impérial lalana mankany @ Cotisse izahay manomboka ny alatsinainy hariva, ny Talata 25/06. Miantsoa ny 0340439323 raha hanao komandy, haterinay maimamaimpona ny komandinareo 😊 Samia ho vita soa ny afon'Andriana daholo sika rehetra e 🫶

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bira sausage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share