27/03/2023
Misaotra anareo nanjifa ny tolotra glace t@ ilay prix de lancement. Manpanantena ny tsara indrindra fona ho anareo. Misy parfum hafa azo jifaina manampy ilay teo toy ny parfum citron, malaga ary café.Toy izao ny vidiny: - Pot de glace 100ml: 1250 ar - Pot de glace 250ml: 2500 ar - Barquette de 500 ml: 5000 ar. - Barquette de 1l: 10000 ar - Panaché 2 parfums de choix: 12000 ar koa manasa anareo hanjifa ny tsara hatrany. Afaka manao commande 2 andro mialoha raha haka maromaro. Misaotra tompoko