La Cabane chez Cla

La Cabane chez Cla grillades, restaurant, bar, bonne ambiance, accueillant...

Mankasitraka foana mandalo tsy manadino e. D-Lain ......nareo koa mahafiaritra e πŸ‘Œ@Γ  la une Cla Jaonarivelo Mariane Rack...
21/01/2026

Mankasitraka foana mandalo tsy manadino e. D-Lain ......nareo koa mahafiaritra e πŸ‘Œ

@Γ  la une Cla Jaonarivelo Mariane Rack Marion Walter Reagan Andriamaromanana Andrykely TRACE BIRA

Salama daholo e,miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2026 e !!!!misaotra sy mankasitraka πŸ™πŸ™anareo rehetr...
02/01/2026

Salama daholo e,miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2026 e !!!!
misaotra sy mankasitraka πŸ™πŸ™anareo rehetra izay niaraka taminay tamin iny taona lasa iny :nareo mpanjifa mahazatra,ireo zay vao nandalo,ny artistes rehetra.....isika rehetra eπŸ™πŸ™
mbola manantena hatrany izahay fa mbola hiaraka foana isika hamakivaky ity taona 2026 ity e,samy ho salama sy ahazo vola be daholo o ☺️

#

Cla Jaonarivelo Reagan Walter Christophe Rabearimanana Mana Tafika Andriamaromanana Andrykely fans Mariane Rack Marion

Salama daholo e,nahavita soa ny krismasy isika rehetra e 🌲🌲dia arahabaina daholo nahatratra an izao farany zao e.dia sam...
30/12/2025

Salama daholo e,nahavita soa ny krismasy isika rehetra e 🌲🌲dia arahabaina daholo nahatratra an izao farany zao e.dia samy ho tratran ny taona vaovao e.
Sombiny sary nahafinaritra niarahana tamin i D-lain D-Lain tamin faran ny herinandro e.niarahana tamin ny B'Art Haingo !!!!

fans La Cabane chez Cla Mana Tafika Mariane Rack Marion Cla Jaonarivelo Reagan Walter Andriamaromanana Andrykely TRACE BIRA Rakotobira Rija Rakoto

24/12/2025

ny ekipan'ny La Cabane chez Cla dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra tsy ankanavaka e,dia samy ho tratran ny taona vaovao daholo e!!!!!!

Cla Jaonarivelo Mariane Rack Marion Andriamaromanana Andrykely Rakotobira Rija Rakoto fans Mana Tafika Reagan Walter Les meilleures offres Antsirabe

Aza ny fotoana rahariva ao amin B'Art Haingo rahariva miaraka amry zalah reto e. Nahafinaritra ny fandalovandry zalahy t...
29/11/2025

Aza ny fotoana rahariva ao amin B'Art Haingo rahariva miaraka amry zalah reto e. Nahafinaritra ny fandalovandry zalahy teto an tanana e. BOLO

La Cabane chez Cla Cla Jaonarivelo Andriamaromanana Andrykely fans Reagan Walter Mana Tafika Mariane Rack Marion Les meilleures offres Antsirabe Sandra Valentina

Bon Dimanche daholo,santiona ny sary omaly teto amin ny La Cabane chez Cla  sy ny live niarahana tamin i ZAKAI Malgash a...
16/11/2025

Bon Dimanche daholo,santiona ny sary omaly teto amin ny La Cabane chez Cla sy ny live niarahana tamin i ZAKAI Malgash a.k.a Zakai sy NAEL NAEL nokarakarain ny Tanosilahy Events e!!! Nahafinaritra ny fiarahana,nahazo sary koa ny mpankafy an dry zalah nanala teto aminay e.hanasanay anareo rehetra hatrany πŸ™
Ny La Cabane Chez Cla dia misokatra ho an ny rehetra e.n iza n iza tsy misy FANAVAHANA ny fandraisanay anareo e πŸ‘ŒπŸ™πŸ™

Cla Jaonarivelo Mariane Rack Marion Arnaud Ardol Reagan Walter Andriamaromanana Andrykely fans Mana Tafika AR Boutik

14/11/2025

Matory indray alina sisa dia tonga ity drafitra mafana be ity e.any tsika rehetra mihaona, ataovy mialoha nybreservation eπŸ‘ŠπŸ«΅

fans La Cabane chez Cla Mariane Rack Marion Cla Jaonarivelo Reagan Walter Andriamaromanana Andrykely Mana Tafika Arnaud Ardol Les meilleures offres Antsirabe AR Boutik Musicsound Gasy TRACE BIRA LH PRO NAEL Malgash a.k.a Zakai Tanosilahy Events

Aza adinoina ny pro miaraka amin ny Majesty Ramses sy ny   event # eao amle 23 bar.nahafinaritra ny fandalovan dry zareo...
08/11/2025

Aza adinoina ny pro miaraka amin ny Majesty Ramses sy ny event # eao amle 23 bar.nahafinaritra ny fandalovan dry zareo teto amn La Cabane chez Cla e

Cla Jaonarivelo Andriamaromanana Andrykely Mana Tafika fans Mariane Rack Marion Reagan Walter Les meilleures offres Antsirabe Arnaud Ardol AR Boutik

Salama daholo e.taorian'izay fotoana elaela kely izay dia mahafaly anay indray ny mizara izay fotona mahafinaritra eto L...
29/10/2025

Salama daholo e.taorian'izay fotoana elaela kely izay dia mahafaly anay indray ny mizara izay fotona mahafinaritra eto La Cabane chez Cla e.ireto sary oreto zao tamin ny weekend teo e.
Mankasitraka anareo izay mandalo tsy manadino,na artistes na ianareo clients rehetra tsy ankanavaka e.. πŸ™.hofaranantsika milay ny volana octobre amin ity herinandro ity e πŸ‘Œ

Cla Jaonarivelo Mariane Rack Marion Reagan Walter Andriamaromanana Andrykely Mana Tafika Musicsound Gasy

Salama daholo o,misy ireo efa miditra mianatra;misy ireo hianatra @ herinandro dia efa mirary soa ho anareo mpianatra ha...
03/09/2025

Salama daholo o,misy ireo efa miditra mianatra;misy ireo hianatra @ herinandro dia efa mirary soa ho anareo mpianatra hatrany izahay ekipan ny La Cabane chez Cla e!,mankahery anareo ray amandreny ihany koa fa tsy moramora ny mampiditra mpianatra e πŸ™πŸ™;
Fa izao e,tongava ento mba miala voly kely eto aminay ry zareo mpianatra amin'izao alohan ny rentrΓ©e izao mba hiala voly kely alohan ny hiatrehana ny taom-pianarana sady mba maka souffle kely ihany ko ianareo ray aman-dreny e,ny La Cabane chez Cla,dia natao ho an' ny olona rehetra indrindra ny fianakavaiana afaka misakafo amin ireo sakafo mampiavaka anay ,miaraka amin ny ranomboankazo ihany ko mety tsara ho an ny ankizy eπŸ§’πŸ‘¦πŸ‘ΆπŸ‘§ ny toerana malalaka afaka hilalaovana tsara,zay an!!!
hanome ny tsara hatrany ho anareo izahay!!!!!

La Cabane chez Cla fans Cla Jaonarivelo Mana Tafika Mariane Rack Marion Reagan Walter Andriamaromanana Andrykely TRACE BIRA Rakotobira Rija Rakoto

Mankasitraka tamin ny fandalovana e,@ manaraka indray fa ho raisinay am-pitiavana hatrany toy ny fandraisanay ny mapnjif...
03/09/2025

Mankasitraka tamin ny fandalovana e,@ manaraka indray fa ho raisinay am-pitiavana hatrany toy ny fandraisanay ny mapnjifa rehetra tsy ankanavaka e πŸ™ AngAroA ERICA DuRock

Address

Gare
Antsirabe
110

Telephone

+261345991753

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Cabane chez Cla posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to La Cabane chez Cla:

Share