21/06/2026
Fetim-pirenena malagasy ! 🇲🇬
Tongava daholo mifety 🥳 miaraka amin'ny tolotra milay:
🇲🇬 Ny Alakamisy 25 jona sy ny Zoma 26 jona
🇲🇬 Fanomezana:
🍱 Plancha 1 = mahazo cocktails 2 manaitra na ranom-boankazo 1 litatra !
🪣 Seau Lonely (cocktail 2L) = mahazo tsakytsaky 1 !
🇲🇬 Korana: mihira - revy gitara - mitendrintendry zava maneno - mirevirevy - mandihy !!!
Plats malagasy sy vahiny | kitonotono | zava-pisotro isan-karazany...
• Toerana: Trinq'île Behoririka-Tsiazotafo ampitan'i E-city (arrêt bus ligne E).
• Fidirana maimaim-paona
• Filan-kevitra 0341369501 na mp (cartes)
• Misokatra @ 10 ora maraina h@ 11 ora alina mihoatra (mivoha isan'andro tsy miato 7/7).
Miarahaba ny malagasy rehetra nahatratra ny asaramanitra, mirary soa ho antsika rehetra tompoko o !