Chez Zoky

Chez Zoky Grillades - Resto - Snack - Pizzeria

📣 FAMPAHAFANTARANA 📣 Misokatra izahay amin’ny Alahadin’ny Paka raha handalo hisakafo aty aminay ianareo, taomy ny namana...
03/04/2026

📣 FAMPAHAFANTARANA 📣

Misokatra izahay amin’ny Alahadin’ny Paka raha handalo hisakafo aty aminay ianareo, taomy ny namana sy ny fianakaviana 😋🥰

❌ Tsy misokatra ny Alatsinainin’ny Paka

✅ Miverina misokatra Chez Zoky Andravoahangy ny Talata. Ny Amparibe kosa ny Alarobia.

« Tsy maintsy hoe voky hoa rehefa Chez Zoky eeee » 🤩🤗

📞 Chez Zoky Amparibe: 038 13 070 16
📞 Chez Zoky Andravoahangy: 034 89 982 17

MANARAMOLOTRA 🤤🤤Efa misy ato aminay ihany koa ity plat ity raha misy mitady azy ianareo 🤗😍✅ Contact & Livraison: 034 89 ...
31/03/2026

MANARAMOLOTRA 🤤🤤

Efa misy ato aminay ihany koa ity plat ity raha misy mitady azy ianareo 🤗😍

✅ Contact & Livraison: 034 89 982 17

Ny ekipan’i Chez Zoky dia mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰🥰
30/03/2026

Ny ekipan’i Chez Zoky dia mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰🥰

🤩✨ Vaovao beeee !! ✨🤩HAMBURGER ZOKY 🍔❤️❤️Hitanareo manombok’izao ato anaty carte ny hamburger chez Zoky, mitafotafo mihi...
24/03/2026

🤩✨ Vaovao beeee !! ✨🤩

HAMBURGER ZOKY 🍔❤️❤️

Hitanareo manombok’izao ato anaty carte ny hamburger chez Zoky, mitafotafo mihitsy ny ingrédients 🥰

✅ Contact & Livraison: 034 89 982 17

Hellooooo 🥰🥰On est ouverts aujourd’hui ✅Passez nous voir et faites-vous plaisir 🍝🤩
20/03/2026

Hellooooo 🥰🥰

On est ouverts aujourd’hui ✅
Passez nous voir et faites-vous plaisir 🍝🤩

Plat du jour - KALY GASY DU JOUR 🍛😋Manomboka amin’ny 9.000ar ny plat ato aminay, sakafo mahavoky sady mafana tsara no ar...
18/03/2026

Plat du jour - KALY GASY DU JOUR 🍛😋

Manomboka amin’ny 9.000ar ny plat ato aminay, sakafo mahavoky sady mafana tsara no arosonay ho anareo 🥰

✅ Contact & Livraison: 034 89 982 17

Un grand merci à notre client pour son retour qui nous fait très plaisir 🥰❤️❤️Nareo koa oviana no handalo hanandrana Cor...
16/03/2026

Un grand merci à notre client pour son retour qui nous fait très plaisir 🥰❤️❤️

Nareo koa oviana no handalo hanandrana Cordon bleu 😝❓

Tsy hita ambakan’ilay pâte ao ambany fa tototra ingrédients loatra 🫢😍«Mine Sao Zoky», laninareo irery ve sa tsy maintsy ...
14/03/2026

Tsy hita ambakan’ilay pâte ao ambany fa tototra ingrédients loatra 🫢😍

«Mine Sao Zoky», laninareo irery ve sa tsy maintsy maka barquette fa tsy vita??? 😂

✅ Contact & Livraison: 034 89 982 17

Envie d’un bon plat pour ce vendredi?🤤😍Savourez notre pistolet de poulet pané croustillant avec frites 🍗🍟✅ Contact & Liv...
13/03/2026

Envie d’un bon plat pour ce vendredi?🤤😍
Savourez notre pistolet de poulet pané croustillant avec frites 🍗🍟

✅ Contact & Livraison: 034 89 982 17

KALY GASY DU JOUR 🍛Afaka manao commande ianareo raha anaterana sakafo atoandro, afaka mandalo eny Andravoahangy sy Ampar...
12/03/2026

KALY GASY DU JOUR 🍛

Afaka manao commande ianareo raha anaterana sakafo atoandro, afaka mandalo eny Andravoahangy sy Amparibe ihany koa ✨🥰

✅ Contact & Livraison: 034 89 982 17

Bonne semaine à tous 🥰✨✅ Contact & Livraison: 034 89 982 17
09/03/2026

Bonne semaine à tous 🥰✨

✅ Contact & Livraison: 034 89 982 17

Spaghetti Carbonara & Spaghetti aux fromages 🧀 ✨Miammmmm 😋🤤✅ Contact & Livraison: 034 89 982 17
05/03/2026

Spaghetti Carbonara & Spaghetti aux fromages 🧀 ✨

Miammmmm 😋🤤

✅ Contact & Livraison: 034 89 982 17

Address

/Près De FJKM Andravoahangy Fivavahana
Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 20:30
Tuesday 06:00 - 20:30
Wednesday 06:00 - 20:30
Thursday 07:00 - 21:00
Friday 07:00 - 21:00
Saturday 06:00 - 20:30
Sunday 08:00 - 20:30

Telephone

+261348998217

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Zoky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category