25/07/2026
🎉 Ce soir, ne manquez pas notre dîner dansant à AVIA MONA ! 🌙
ZAHAY EFA PARE 🥳🎉
Tao aorian’ny fiemorana ny lanonana omaly, dia natao niany Sabotsy 25 Jolay, manomboka amin’ny 6 ora hariva (18h00) no hanomboana ilay Soirée Dansante ao @ AVIA MONA Ambohitsara .🏠
Aza adigna manaogno ny namana sy ny fianakaviana. Tongava maro fa hiara-hanao takariva tsy hay hadinoina isika! 🌄🌇
✨ Efa vonona ny équipe handray anareo ampitiavana ❤️!
🍽️ Sakafo sy zava-pisotro isan-karazany 🥃🍻
🎶 Mozika fahiny sy dihy mihaja 💃🕺
🥳 Ambiance miavaka hiarahagna miala voly 🤩
☎️Tel : 032 96 804 83 / 032 70 242 44 ou 032 69 951 92
📍 AVIA MONA Ambohitsara
🕕 Anio Sabotsy 25 Jolay 2026 – Manomboka amin’ny 18h00
Tongava maro, miandry anareo izahay! 🎊