Tulipe & Cornet

Tulipe & Cornet Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tulipe & Cornet, Avaratr'antanimora, Antananarivo.

Bienvenue sur notre page❤️
Nous vendons des tulipes à Dessert et des Cornets de glace 🍦 : Délicieux , moelleux et à petit prix 🥳

Vous pouvez envoyer votre commande en MP ou appeler directement au numéro
📞038 05 332 30

Merci de votre confiance

Eto izahay dia misaotra anareo client rehetra nanjifa t@ iny Herin'andro lasa teo iny ✨ Tena oe Mankasitraka  zareo a🙏 M...
08/06/2026

Eto izahay dia misaotra anareo client rehetra nanjifa t@ iny Herin'andro lasa teo iny ✨
Tena oe Mankasitraka zareo a🙏
Mirary Herin'andro feno fahombiazana ho antsika rehetra ✨💯

Volana vaovao indray 🗓️❤️✨ Miezaka mihatsara hatrany 🫶Mbola mandray commande ho amin'ity Herin'andro ity izahay ka aza m...
01/06/2026

Volana vaovao indray 🗓️❤️✨
Miezaka mihatsara hatrany 🫶

Mbola mandray commande ho amin'ity Herin'andro ity izahay ka aza misalasala fa hanome fahafaham-po anareo foana 🥰
📞 0380533230

Bonne fête à tous les mamans 💐❤️ Mirary  soa , fahombiazana ary fahasalamana ho anareo Reny rehetra manaraka ny pejy   a...
31/05/2026

Bonne fête à tous les mamans 💐❤️
Mirary soa , fahombiazana ary fahasalamana ho anareo Reny rehetra manaraka ny pejy ato❤️

29/05/2026

Hello Hello 👋👋 ,Tonga ny fotoana nandrasana ary🥰 ity ny valin'ny lalao antsika

Satria Reny daholo ny ankabeazan'ny nandray anjara dia nataotsika 2 ny nahazo 🥰
Ny 1 nahazo tulipe GM 20 pcs ( Zo Mandrindra
Ny 2 nahazo Tulipe GM 10 pcs ( Felana Raharilalaina
Arahabaina ianareo dia Mirary fety sambatra daholo ☺️🙏

28/05/2026

������

Ndao indray aza isika hilalalo @ izao Fetin'ny Reny izao💐🎁Izay ahazahoana TULIPES À DESSERT GM 20 PCS 🎁 afaka hanaovanar...
28/05/2026

Ndao indray aza isika hilalalo @ izao Fetin'ny Reny izao💐

🎁Izay ahazahoana TULIPES À DESSERT GM 20 PCS 🎁 afaka hanaovanareo dessert @ Fetin'ny Reny

Tsotra kely ny fandraisana anjara,
✅ Mila abonné @ Page Tulipe & Cornet
✅ Soraty @ commentaires oe raha ianareo no mahazo azy dia inona no ataonareo ao anatiny ?
✅ Partager eo ity publication

Zoma hariva no ataotsika ny fisarihana , samedi nareo no maka azy,
À récupérer ny loka an🙏dia aoka izay afaka maka azy aty ihany no hilalao, na mampaniraka olona ☺️
Mirary soa 🍀❤️

Ity indray ny défi antsika  🍀Cornet Glace 1000pcs🫡 izay commande n'olona iray ihany ❤️🙏 Tena tery ny fotoana nanaovana a...
28/05/2026

Ity indray ny défi antsika 🍀
Cornet Glace 1000pcs🫡 izay commande n'olona iray ihany ❤️🙏
Tena tery ny fotoana nanaovana azy ity fa dia tsy maintsy vita foana ee✅

Joyeuse fête de  Pentecôte à tous ❤️🕊️ Que la lumière de l'espoir répende la paix dans le monde et donne du bonheur à ce...
24/05/2026

Joyeuse fête de Pentecôte à tous ❤️🕊️
Que la lumière de l'espoir répende la paix dans le monde et donne du bonheur à ceux qui la transportent 🙏
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ✨

Efa maro anie oa no afa-po ee🥰 Misaotra betsaka zareo ann🙏
22/05/2026

Efa maro anie oa no afa-po ee🥰
Misaotra betsaka zareo ann🙏

20/05/2026

Address

Avaratr'antanimora
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tulipe & Cornet posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share