09/11/2025
Miarahaba antsika rehetra ndray! Ilazana isika rehetra fa mbola miandry sy vonona andray antsika hatrany ny SnackLapaz Ambohijatovo isaky ny Alatsinainy hatramin ny Zoma amin ny SAKAFO NAHANDRO GASY amin ny vidiny mirary .Miry rony ihany koa ny laoka ato matetika Tongava maro ary o 🙏🙏