Bake Haven

Bake Haven Gâteau et dessert fait maison

🌸 Layer Cake Chantilly Vanille 🌸
17/06/2024

🌸 Layer Cake Chantilly Vanille 🌸

Another Red Velvet Cake 🍰❤️Quelques places dispo pour la fête des pères 👨‍🦰
11/06/2024

Another Red Velvet Cake 🍰❤️
Quelques places dispo pour la fête des pères 👨‍🦰

Hellooooo! 🌸🌸Misy te hinana Red Velvet ve pour la fête des Pères? 😃😃Quelques Red Velvet Cake Cream Cheese, pour 6 à 8 pa...
08/06/2024

Hellooooo! 🌸🌸

Misy te hinana Red Velvet ve pour la fête des Pères? 😃😃

Quelques Red Velvet Cake Cream Cheese, pour 6 à 8 pax, dispo pour la fête des Pères!!🍰

Passez votre commande en MP au plus t**d ce jeudi 13 juin.

❌Acompte obligatoire 50% pour confirmer la commande.

❌Livraison Uniquement sur Tanà ville ce Samedi 15 juin
ou
Récupération à Amboditsiry ce Samedi 15 Juin entre 9h à 12h.

Tena vitsy kely no ato an!! Aza tara ary ooooh! 🌸🌸

Hellooooo! 🌸🌸Mbola asiana ve ilay Give Away eh? 😃🤔Alefaso ao amin’ny commentaire izay tianareo hatao Give Away ndray ary...
06/06/2024

Hellooooo! 🌸🌸

Mbola asiana ve ilay Give Away eh? 😃🤔

Alefaso ao amin’ny commentaire izay tianareo hatao Give Away ndray ary! 🥰🥰

❤️ Red Velvet Cake Cream Cheese ❤️🍰🍰12 paxMankasitraka hatrany nahatoky anay 🥰🌸
03/06/2024

❤️ Red Velvet Cake Cream Cheese ❤️

🍰🍰12 pax

Mankasitraka hatrany nahatoky anay 🥰🌸

Helloooooo!! 🌸🌸Indro ary ny valin’ilay Give Away antsika izay nahazaona Tarte au choix iray pour 6 pax.Arabaina ary i Fi...
01/06/2024

Helloooooo!! 🌸🌸

Indro ary ny valin’ilay Give Away antsika izay nahazaona Tarte au choix iray pour 6 pax.

Arabaina ary i Finaritra Mialy Ravaka nandresy tamin’ity! 🎁🎊🎊🎉🎉
Manasa ilay nandresy handefa mp ary oh!

Ireo tsy nahazo aza kivy fa amin’izao ouverture de page-nay izao dia hilalao matetika foana isika! 🤗🤗

Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara, dia aza misaraka amin’ny page fa mbola be ny ho sisa😅🤣

Bonne soirée daholo ary 🌸🌸

Hello arivariva ooooh!!!!  🌸🌸Aleo rapitso alefatsika ny valin’ilay Give Away amin’izay raha mbola misy tsy nandray anjar...
31/05/2024

Hello arivariva ooooh!!!! 🌸🌸

Aleo rapitso alefatsika ny valin’ilay Give Away amin’izay raha mbola misy tsy nandray anjara dia afaka mandray anjara rapitso jusqu’à midi!!! 😃😃

Alefa faraparany ary eeeh😁🤗

Hello!!!! 🌸🌸Raha zah no anotaniana dia tena coup de coeur ako ilay Tarte au citron meringué 🤤… tena hoe 🥰Fa samy manana ...
30/05/2024

Hello!!!! 🌸🌸

Raha zah no anotaniana dia tena coup de coeur ako ilay Tarte au citron meringué 🤤… tena hoe 🥰

Fa samy manana ny tiany koa anefa, moa samy tsara kely daholo ireo🥰🥰

Rapitso no tapitra ilay Give Away ka izay mbola tsy nandray anjara dia ao amin’ny publication ao ambany ao ilay lalao 🎁🎁

Bonne journée daholo ary ooh 🌸🌸

Ity ary ilay lalao 🎁 Give Away 🎁 ahazoana Tarte lehibe iray pour 6 personnes 😱😍🍰Toy izao no fomba fandraisana anjara:1️⃣...
27/05/2024

Ity ary ilay lalao 🎁 Give Away 🎁 ahazoana Tarte lehibe iray pour 6 personnes 😱😍🍰

Toy izao no fomba fandraisana anjara:

1️⃣ Asiana j’aime ny page Bake Haven

2️⃣ Soratana ao amin’ny commentaire izay tarte tianao ho azo, misafidy iray amin’ireto:
🍫 Tarte au Chocolat Caramel beurre salé
🍋 Tarte au Citron meringué
🍎 Tarte au pommes

3️⃣ Atao partage en mode Public ity publication ity sady manasa ireo namana handray anjara
….sao mba zarainareo ilay tarte 😁 mety koa nefa raha laninao irery daholo 😂

Samy tsara be daholo ireo tarte ireo fa izay préférée safidiana eh❤️❤️

📅 Amin’ny Vendredi 31 Mai no hatao ny tirage ho an’ilay mpandresy 🎁

Alefa ary oooh!!! 🌸🌸

Hello!!! 🌸🌸Otrany hoe mangingina izany eh? 😃Sa mangatsiaka? 😅Ndao ary asiana Give Away indray mba hanafana kely ny page ...
27/05/2024

Hello!!! 🌸🌸

Otrany hoe mangingina izany eh? 😃
Sa mangatsiaka? 😅

Ndao ary asiana Give Away indray mba hanafana kely ny page eh!!🥰

Iza no te hanandrana ny tartes anay?

Alefaso ny commentaire fa ho alefatsika ny Jeu rariva 🤗🤗

🌸 Ity tarte au chocolat manja kely ity no hiarabanay ny reny rehetra 🌸Tarte au chocolat, pistache et caramel au beurre s...
26/05/2024

🌸 Ity tarte au chocolat manja kely ity no hiarabanay ny reny rehetra 🌸

Tarte au chocolat, pistache et caramel au beurre salé 🥧

Passez une très belle journée 🥰🌸🌸

Address

Amboditsiry
Antananarivo
101

Telephone

+261343927441

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bake Haven posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category