Idée-Aly traiteur

Idée-Aly traiteur Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Idée-Aly traiteur, Antanimenakely Ampitatafika, Antananarivo.

Service traiteur pouvant etudier toute proposition, peut se déplacer, livraison possible de vos mets avec ou sans services, une formule cantine est disponible pour des groupes, ateliers ou autres

Ato hatrany izahay, tsy mahavita post matetika eto, fa afaka miantso avy hatrany hoan'ireto   ireto:- devis previsionnel...
21/09/2026

Ato hatrany izahay, tsy mahavita post matetika eto, fa afaka miantso avy hatrany hoan'ireto ireto:
- devis previsionnels hoan'ny fandaniana hoan'ny lanonana maro samihafa
- service traiteur menu banquet, semi-buffet ou buffet divers... arakaraky ny budget anareo hatrany
- locations couvert,chauffe-plat, presentoires, ny an'ity locations isankarazany ity dia aterinay izay ilainao ary izahay ihany no maka sy manadio azy ✔
- manao ihany koa izahay, mariage, vodiondry sns...
- mandray commande hoan'ny poulets fumee kitoza fumes sns...

📞 032 86 128 97

Eto hatrany izahay ho amin'ireo fotoana mamy nareo,
08/09/2026

Eto hatrany izahay ho amin'ireo fotoana mamy nareo,



Mbola Tsara eeeeeto foana izahay hikarakara ny sakafo, ny gâteaux na pause café  io na pause déjeuner sns,   ho anareo i...
23/02/2026

Mbola Tsara eeee

eto foana izahay hikarakara ny sakafo, ny gâteaux na pause café io na pause déjeuner sns, ho anareo izay manomana Mariazy/ fiançailles na fivoriana

☎️0328612897/0347030102

Address

Antanimenakely Ampitatafika
Antananarivo
102

Telephone

+261328612897

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Idée-Aly traiteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to Idée-Aly traiteur:

Shortcuts

Share