PAPA L'AMS

PAPA L'AMS Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from PAPA L'AMS, Beer garden, Manakambahiny, Antananarivo.

Misaotra t@fitsidian'dry zalah  mpanankanto mpiangaly ny RAP🔥🔥 izahay ato PAPA L'AMS DRINK ...faly mandray anareo mpihai...
17/02/2025

Misaotra t@fitsidian'dry zalah mpanankanto mpiangaly ny RAP🔥🔥 izahay ato PAPA L'AMS DRINK ...faly mandray anareo mpihaino ihany koa izahay😁Six be jiabyMason'Aloka 301 Madagascariensis sy n'y hafa🔥✌️

❤️❤️EhhhhOhhhhh!!elaela hono tsy heno,eny tompoko,mbola nanomakomana fa natahotra ny handiso fanantenana😁😁indro ny vokat...
17/02/2025

❤️❤️EhhhhOhhhhh!!elaela hono tsy heno,eny tompoko,mbola nanomakomana fa natahotra ny handiso fanantenana😁😁indro ny vokatry ny fanomanana ary...
Rhum arrangé trop mirary 15.000ar/bouteille
Tsaky maro karazana..
Toerana tsy hitamb-bady nefa mendrika hitondrana vady😅😅tsy aiko ze ataonareo😅
Marihina hatrany fa mandray kiana entina hanatsarana (fa aza fosaina manjary tsy hitanay ilay lesoka😁)

20/09/2024

❌❌❌Io fa nitazona micro tena micro ry Kiala sy rtony hoa ne🎤🎶🎸❌❌❌
Fa tena zahay ndray no napirevenareo t@feo napitsangana volon-koditra ne hoa e🔥🔥
Mbola hisy ny manaraka fa six be lisany e✌️
Alefaso ny kiana ra misy fa entinay hanatsarana ny faritra zany😁😁😁 (Fa mba ataovy mp tsy ho hitan'ny olona😅😅😅)

Kaiza jiaby la famille👊👊Mba te hitazona micro hono kiala...micro tena micro😅 dia aleo mba hapitazomana kosa eee😁😁Zany nd...
30/08/2024

Kaiza jiaby la famille👊👊
Mba te hitazona micro hono kiala...micro tena micro😅 dia aleo mba hapitazomana kosa eee😁😁
Zany ndray ny Moov manaraka fa tongava maro✌️
Ezahana ho tsara noho ny teo aloha foana ny rehetra zay atao🔥🔥
Entrée libre, Consommation obligatoire

MANKASITRAKA EEEEE!!!!!!🙏Tianao va ny "Ambiance" tao  L'AMS?Ny fahatongavanao tao no nahatsara kokoa azy😉Tinao averina v...
28/08/2024

MANKASITRAKA EEEEE!!!!!!🙏
Tianao va ny "Ambiance" tao L'AMS?
Ny fahatongavanao tao no nahatsara kokoa azy😉
Tinao averina va? Tarito koa izay tsy tany manaraka dia voamaika misy levona ny feeling ...
Mankasitraka be anareo mpanohana fa milay
ianareo✌️
Mankasitraka ny mpiara miasa ,Nomen'jah Event, Event'soa,SNS event, SNS prod 🔥
•Retour en image du cabaret "ROOTSIKALO"

Fotoana vitsy sisa dia lasa zao🔥🔥Tongava manotrona fa tsy ho diso fanantenana✌️Ny revy "Rootsikalo"  ankafizitsika araha...
18/08/2024

Fotoana vitsy sisa dia lasa zao🔥🔥
Tongava manotrona fa tsy ho diso fanantenana✌️
Ny revy "Rootsikalo" ankafizitsika arahana "Jack's Raz",dia ngah zay ihany fa mande koa ny animation DJ miarak@ "Dj RANDY" ,kayyyyy...
Nefa ny paf mirary loatra 10.000ar + Mojito offert
Aiza ndray no ahita otrzany fa araotina aloha😁😁
Faingàna faingàna ary fa voafetra ilay toerana🏃🏃🏃

Ianao koa va tsy mba te hoany?🙊
13/08/2024

Ianao koa va tsy mba te hoany?🙊

Moa ka ts'izany va?😁
14/07/2024

Moa ka ts'izany va?😁

🔥25 juin 2024🔥Miezaky ny manatsara hatrany🤘
28/06/2024

🔥25 juin 2024🔥
Miezaky ny manatsara hatrany🤘

💥Yo la famille💥Henoko hoe efa ela hono ianao no mba naniry hiaraka hi-glita?😁Rehefa avy mijery afomanga iny🎆🎇Zany ary ny...
15/06/2024

💥Yo la famille💥
Henoko hoe efa ela hono ianao no mba naniry hiaraka hi-glita?😁Rehefa avy mijery afomanga iny🎆🎇
Zany ary ny MIARA MIREDONAPAPA L'AMS L'AMS hoe...
25 juin 2024
Style feux de camps🔥
Paf :5000Ar kely
Mojito 1 avc ou sns alcool offert🍸
A partir de 19h à 4h30 Am
Boisson sy tsakitsaky isan-karazany azo jifaina🍻🍗
Toerana :Manakambahiny
Tarito ny akama dia andao hiaraka hitendry sy hivazo beeee rtony aaah...Tsy sakanana mihintsy ianao sy ny guitare anao fa tongava maro😉

Address

Manakambahiny
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PAPA L'AMS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category