Taco Poopà

Taco Poopà FAST FOOD BARBECUE

🛑Tout nos points de ventes seront fermés jusqu’à demain , nous serons ouvert à partir du Jeudi 28mai  🙏🙏 Merci
26/05/2026

🛑Tout nos points de ventes seront fermés jusqu’à demain , nous serons ouvert à partir du Jeudi 28mai 🙏🙏 Merci

Fotoana  Mamy kely ❤️Mankasitraka feno 🙏
25/05/2026

Fotoana Mamy kely ❤️
Mankasitraka feno 🙏

L’autre version de nous 🚚🌮🌮dans la soirée feu de camp et musique acoustique organisé par Aqua'Marine piscine
25/05/2026

L’autre version de nous 🚚🌮🌮dans la soirée feu de camp et musique acoustique organisé par Aqua'Marine piscine

20/05/2026

Hoanizay mbola tsy maita hoe Talatamaty aiza ho aiza😌
À partir 18h , manomboka Mercredi ô!☺️

Talatamaty 23h35😌
17/05/2026

Talatamaty 23h35😌

Ela niandrasana nareo dia nataonay natsiro!!😋A partir 19.000Ar 😉AMBOHIBAO ihany aloa atreto no misy Pizza☝️
18/03/2026

Ela niandrasana nareo dia nataonay natsiro!!😋
A partir 19.000Ar 😉
AMBOHIBAO ihany aloa atreto no misy Pizza☝️

🥺 Mialatsiny hoanareo eo Talatamaty fa misy olana ny Truck  androany Afaka mandray anareo zahay eo Amboibao atramin'ny 2...
07/03/2026

🥺 Mialatsiny hoanareo eo Talatamaty fa misy olana ny Truck androany
Afaka mandray anareo zahay eo Amboibao atramin'ny 23h androany
Mankasitraka tompoko🙏

Plus qu'un repas, une expérience.
04/03/2026

Plus qu'un repas, une expérience.

Ouii,mbola eo foana zay na ratsy ary ny andro😌🌮🌮
25/02/2026

Ouii,mbola eo foana zay na ratsy ary ny andro😌🌮🌮

Manomboka sahady indray ny herinandro,mirary herinandro mafinaritra hoatsika rehetra!!🥰Ny eto Ambohibao no misokatra and...
17/02/2026

Manomboka sahady indray ny herinandro,
mirary herinandro mafinaritra hoatsika rehetra!!🥰
Ny eto Ambohibao no misokatra androany hatram'iny 21H
👋👋

Hola!!,☺️👋Tety ambohitrimanjaka lalana hoan'Ivato zao zahay eto☺️🌮🌮  dia mbola eto zay zaoRahariva 19h mitovy amin'ny ma...
15/02/2026

Hola!!,☺️👋
Tety ambohitrimanjaka lalana hoan'Ivato zao zahay eto☺️🌮🌮 dia mbola eto zay zao

Rahariva 19h mitovy amin'ny mazatra ihany eo Talatamaty raha ariva ianao vao afaka😉

Address

Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Taco Poopà posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share