30/12/2024
Merci de faire partie de nos followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Mimie Rak, Tina Liantsoa Rakotoarijaona, Jemmah Lafrancia, Nomena Hasina Laingotiana, Tïh Anäy, Antemasoa Randriamamonjiniaina, Manantena Ny Aina, Cõÿål Mïę, Fandresena RH, Fenosoa Princia.
🎊Faly miarahaba anareo izahay🎉satria ianareo no nandray anjara be indrindra tato amn Fb PRINZ Snack-Grill
-- 👉Koa Mba hanomezana fankasitrahana ho anareo rehetra izay nandray anjara teto ka misoratra eo ambony ireo ny anarany dia afaka misitraka Pizza Prinz GM Fromagio🧀🍕 amin'ny vidiny cadeau : 15 000 Ar ianareo, ary mbola misy surprises hafa hanampy izany!
- raha toa ka alefanareo mp ny commande ho amin'ireto andro manaraka ireto : -- ny 🗓 7, 8, 9 ary ny 10 janvier 2025- ary azo alaina eny amin'ny Prinz Mandroseza amin'ny 4 ora hariva ka hatramin'ny 6 ora hariva izany, na afaka manome fotoana hafa ianao raha te hisitraka izany. --
Mirary soa ho antsika tsirairay avy😊