Le Chapiteau Bleu

Le Chapiteau Bleu Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Le Chapiteau Bleu, Steakhouse, Tsimbazaza, Antananarivo.

FIN DE SERVICE ! Merci pour aujourd’hui 🥰Toute notre équipe vous souhaite une excellente fête ! 💙📌 RAPPEL DE FERMETURE :...
23/05/2026

FIN DE SERVICE ! Merci pour aujourd’hui 🥰
Toute notre équipe vous souhaite une excellente fête ! 💙

📌 RAPPEL DE FERMETURE :
Le restaurant sera FERMÉ ce LUNDI 25 MAI.
On se retrouve en pleine forme dès MARDI 26 MAI à 10h ! 😉

23/05/2026

🍽️ Le restaurant est bien OUVERT aujourd'hui ! Venez vous régaler avant le long week-end... 🤗🔥

C'est l'occasion idéale pour faire le plein de TSAKITSAKY (saucisse chinoise, cuisse de poulet laqué, Tsa-tsiou….) ! 😋

On vous attend jusqu’à 20h 😉 profitez-en 🔥

Prix en commentaire👇

NAREO KOA VE? 🤭🍗😋 Nareo koa ve rehefa mandeha restaurant dia misy fotoana « te hikiky taolana be » nefa tsy sahy 😂🙈Sa oe...
22/05/2026

NAREO KOA VE? 🤭

🍗😋 Nareo koa ve rehefa mandeha restaurant dia misy fotoana « te hikiky taolana be » nefa tsy sahy 😂🙈
Sa oe « nialan’ny volako fa izay tiako io » 😆

🏠😂 Ary rehefa ao an-trano indray…
dia mivangogo eo ambony vilianareo daholo ny taolan’akoho an’izy mianakavy (vady, zanaka) 😂 zareo koa efa mahafantatra fa tsy maintsy mande amin’ny neny reo, ohatrireny oe ianao daholo nihinana an’ilay izy avy eo nefa taolany no betsaka 😂😂😂

NAREO KOA VE ? Teneno anay ao amin’ny commentaire 😉

🍗🔥 Assiette AILES DE POULET = 14.000Ar

📍Marohoho, Tsimbazaza
📞 038 55 884 15

🍕 NY PIZZA LANY, NY SISINY TAVELA… 🤷‍♂️😂Iza ilay olona tonga ao an-tsainao voalohany vao mahita an’izao? 😏👇Antsoy eto mi...
22/05/2026

🍕 NY PIZZA LANY, NY SISINY TAVELA… 🤷‍♂️😂
Iza ilay olona tonga ao an-tsainao voalohany vao mahita an’izao? 😏👇

Antsoy eto mihintsy izy aloha 👇😂
Misy namanao manao an’izao ve? 🤭

👉 Hohanina ve sa ariana ny anareo ? 🙈 🍕

🍕🍕🍕 Izany eo ihany fa misy foana ny PIZZA ato aminay 🍕🍕🍕 Tongava daholo fa ataontsika zoma milay be androany 🤗

📍Marohoho, Tsimbazaza
📞 038 55 884 15

SAKAFO ANIO 🤗Iza ilay tsy mety leo TRIPE 🙈 tongava aingana aty aminay 😋🔥Ilay Boulette de poisson moa zany aoka fotsiny f...
21/05/2026

SAKAFO ANIO 🤗

Iza ilay tsy mety leo TRIPE 🙈 tongava aingana aty aminay 😋🔥
Ilay Boulette de poisson moa zany aoka fotsiny fa tena matsiro e 🔥🤤
Tsy vohizina aminareo intsony ny hatsaran’ny jambon sauce sy misy fangarony 🔥🤤😋

Toerana : Tsimbazaza, Marohoho
Contact : 038 55 884 15

💐 SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES 💐🎉 TENTEZ DE GAGNER 🎉🍗 1KG DE POULET CROUSTILLANT 😍🔥🤩 Valeur : 45.000 Ar 😱Parce que les mamans ...
20/05/2026

💐 SPÉCIAL FÊTE DES MÈRES 💐

🎉 TENTEZ DE GAGNER 🎉

🍗 1KG DE POULET CROUSTILLANT 😍🔥
🤩 Valeur : 45.000 Ar 😱

Parce que les mamans méritent le meilleur 😍❤️

📌 POUR PARTICIPER 👇

👍 LIKE cette publication
✅ ABONNE-TOI à notre page
💬 COMMENTE exactement :
👉 “Bonne fête maman ❤️ Je prends 1kg de poulet croustillant”

👥 IDENTIFIE 2 ami(e)s ou plus
📢 PARTAGE ce post en mode PUBLIC

⏳ Fin du jeu : 27 Mai à 12h
🏆 Tirage et annonce du/de la gagnant(e) : le soir même 🔥

⚠️ IMPORTANT :
✔ Toutes les étapes sont obligatoires
✔ Les participations incomplètes ne seront pas prises en compte

🍀 Bonne chance à tous 🤗

20/05/2026

🍗 POULET ENTIER LAQUÉ 🔥

Disponible sur commande 😋
45.000Ar/kg

Ho avy ny weekend, ianareo manomana anniversaire, arrosage an’ilay moto na fiara vao azo iny 🙈, ny fête des mères tsy adino…🎉

👉 mila manomana sakafo matsiro sy tsakitsaky miavaka 🔥🤭

Toerana : Marohoho, Tsimbazaza
Contact : 038 55 884 15

Mahafinaritra nareo e 🥰Kristianina hozizy Mme  Vydia Rose tsy mandà fanomezana ka dia tsy ela taminy ny tonga taty amina...
19/05/2026

Mahafinaritra nareo e 🥰

Kristianina hozizy Mme Vydia Rose tsy mandà fanomezana ka dia tsy ela taminy ny tonga taty aminay 😅 🤭

🍕🍕🍕 PIZZA POULET no safidiny 🍕🍕🍕

Rampitso ny fotoana amin’ny JEU SPECIAL FÊTE DES MÈRES, izay mety hahazoanao 1KG de POULET CROUSTILLANT be izao 🔥😱🎁

Aza misaraka aminay 🤗

(Sary nahazoana alalana tamin’ny tompony) , merci pour les photos 📸

19/05/2026

Tsy namaly ny antso moa Mme Mendrika Fitiavana ka dia lasan’i Mme Vydia Rose ilay PIZZA tamin’ny lalao nivaly omaly Alatsinainy 🍕🍕🍕 MP azafady raha ato ianao 🙏

SAKAFO ANIO 🤤Mbola misy tsy nisakafo ve?Manodidina ety Tsimbazaza ve amin’izao atoandro zao?Aza misalasala fa tonga dia ...
19/05/2026

SAKAFO ANIO 🤤

Mbola misy tsy nisakafo ve?
Manodidina ety Tsimbazaza ve amin’izao atoandro zao?
Aza misalasala fa tonga dia mandroso, mahazoa toerana fa misy izay tadiavinao ato aminay 🤗
Na vary sy laoka na minesao na soupe misy daholo 😋

Marohoho, Tsimbazaza akaikin’ny Pharmacie de Tsimbazaza ny misy anay !

🥟 VAN TAN FRIT (10 pièces) 🔥Bien dorés, bien croustillants… servis avec une sauce vinaigrette maison 😍 huuummm 🤤🤤🤤10 piè...
19/05/2026

🥟 VAN TAN FRIT (10 pièces) 🔥
Bien dorés, bien croustillants… servis avec une sauce vinaigrette maison 😍 huuummm 🤤🤤🤤

10 pièces de pur bonheur à partager… ou à garder jalousement pour soi 🙈 😂

6.000 Ar seulement ! 😍

😋 Le genre d’assiette qu’on finit sans même s’en rendre compte…🤭

📍 Le Chapiteau Bleu – Marohoho, Tsimbazaza
📞 038 55 884 15

❤️ On vous attend avec impatience 🤗

Address

Tsimbazaza
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 10:00 - 20:00
Tuesday 10:00 - 20:00
Wednesday 10:00 - 20:00
Thursday 10:00 - 20:00
Friday 10:00 - 20:00
Saturday 10:00 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Chapiteau Bleu posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share