Tiako Snack

Tiako Snack Restaurant- fast food - pâtisserie

👋👋Salama daholo indray tompoko!👋👋♥️Mankasitraka ireo izay efa manjifa foana♥️Mandray commande hatrany tompoko izahay:👉👉T...
12/07/2024

👋👋Salama daholo indray tompoko!👋👋
♥️Mankasitraka ireo izay efa manjifa foana♥️

Mandray commande hatrany tompoko izahay:

👉👉Tsa siu 60 000ar le kilo
👉👉Poulet laqué entier 50 000ar

Alefaso haingana @
📩MP
☎️033 62 936 06

🙏Misaotra indrindra tompoko!🙏

🚙 Manao livraison na à récupérer ihany koa

👋👋Miarahaba o!📢📢Manasa antsika hatrany fa efa maro ireo afa-po nanjifa e! ✨️✨️✨️✨️✨️✨️✨️♦️Sakafo en barquette sur mésure...
05/07/2024

👋👋Miarahaba o!
📢📢Manasa antsika hatrany fa efa maro ireo afa-po nanjifa e!
✨️✨️✨️✨️✨️✨️✨️
♦️Sakafo en barquette sur mésure
♦️Tsa siu 60 000ar/kilo (ilay tena char siu chinois)
♦️Poulet laqué entier 50 000ar (+ de1,5kg)

Tongava ary
📩Mp
☎️033 62 936 06

👋👋Salama daholo indray o!👋👋👉👉Ho avy ity ny fetin'ny Ray mamitsika rehetra.Ndao mba omena tsakitsaky tsara be mendrika az...
12/06/2024

👋👋Salama daholo indray o!👋👋

👉👉Ho avy ity ny fetin'ny Ray mamitsika rehetra.
Ndao mba omena tsakitsaky tsara be mendrika azy izy e!

✅️Poulet laqué ou fumé entier: 45 000ar

✅️Tsa siu: 55 000ar le kilo

▶️▶️Tonga dia alefaso izao ny commande fa 12ora aorinan'izay dia livrénay any aminareo na afaka récupéré~na ihany koa.💥💥

📩Mp
☎️033 62 936 06

Salama daholo tompoko o!🙏🙏🙏Dia mamerina ny fisaorana ombam-pankasitrahana ho anareo rehetra nanjifa t@ fety e!🙏🙏🙏🤝🤝💥💥💥Ho...
03/06/2024

Salama daholo tompoko o!

🙏🙏🙏Dia mamerina ny fisaorana ombam-pankasitrahana ho anareo rehetra nanjifa t@ fety e!🙏🙏🙏

🤝🤝

💥💥💥Homano dieny izao ny faran'ny herinandro tsika e! Na ny rahampitso tsika aza,

🔥🔥Aza tara ary fa:

TSA SIU 55 000 ar /kg
POULET LAQUÉ ENTIER 45 000ar

📩MP
☎️033 62 936 06
avy hatrany raha hi~commande.
👏👏Maro no efa afa-po.👏👏

Salama daholo indray tompoko o!🙏🙏🙏Dia mamerina ny fisaorana ombam-pankasitrahana ho anareo rehetra nanjifa t@ fety e!🙏🙏🙏...
21/05/2024

Salama daholo indray tompoko o!

🙏🙏🙏Dia mamerina ny fisaorana ombam-pankasitrahana ho anareo rehetra nanjifa t@ fety e!🙏🙏🙏

🤝🤝Fa mametraka ny fialantsiny lehibe kosa anefa ho an'ireo izay tsy tratra intsony ny commande~ny, mbola vonona hanome fahafaha-po anareo hatrany.🤝🤝

💥💥💥Dia izao an! Tohizitsika hatr@ zoma izao io prix mora be io mba hanomezatsika fahafaha-po ny RENY rehetra.

🔥🔥Aza tara ary fa:

TSA SIU 49 500 ar /kg
POULET LAQUÉ ENTIER 39 500ar

📩MP
☎️033 62 936 06
avy hatrany raha hi~commande.
👏👏Maro no efa afa-po.👏👏

Salama daholo tompoko o!▶️▶️@ zao ankatoky ny PENTECÔTE izao dia manana tolotra tsara be ho anareo rehetra izahay ato Ti...
14/05/2024

Salama daholo tompoko o!

▶️▶️@ zao ankatoky ny PENTECÔTE izao dia manana tolotra tsara be ho anareo rehetra izahay ato Tiako Snack .

Lasa mora be tena mora be mihitsy😋😋


✅️ - Tsa siu ou kitoza fumé 49 500ar/ kilo

✅️ - Poulet laqué entier 39 500ar


🔥🔥🔥🔥

📩Mp
☎️ 033 62 936 06

Mandray commande foana izahay tompoko na fetim-pianakaviana na olo-tsotra na Orinasa.

Mp na 033 62 936 06

01/05/2024

Mankasitraka anareo hatrany tompoko @ fahatokisana.

Sakafo tsara sy ara-pahasalamana!

Mp ou 033 62 936 06/034 03 700 49

Miarahaba tompoko!Dia mbola manasa antsika rehetra hatrany, Orinasa, fainankaviana,...💥💥💥Manana tolotra tsara be ho anar...
22/04/2024

Miarahaba tompoko!

Dia mbola manasa antsika rehetra hatrany, Orinasa, fainankaviana,...

💥💥💥Manana tolotra tsara be ho anareo izahay.
Alefaso ary commande fa sakafo tsara,madio mahavoky ary ara-pahasalamana no atolotra ho anareo.💥💥💥

Repas en barquette sur commande

📩📩Mp
☎️☎️ 033 62 936 06

Salama daholo indray,▶️▶️Manao tsakitsaky maro isa-karazany toy ny mahazatra izahay ho antsika manomana fety, fihaonana,...
20/02/2024

Salama daholo indray,

▶️▶️Manao tsakitsaky maro isa-karazany toy ny mahazatra izahay ho antsika manomana fety, fihaonana, fifampiarahabana 2024, sns...

Ny vidiny tsy miova na niakatra aza ny vidim-piainana🤣🤣, ny tsirony moa dia aoka fotsiny e!😋😋

✅️ - Sambos 700ar/ pièce
✅️ - Nem 700ar/ pièce
✅️ - Nuggets 700ar/ pièce
✅️ - Tsa siu ou kitoza fumé 50 000ar/ kilo
✅️ - Poulet laqué entier 40 000ar
✅️ - Plat en barquette de different prix selon votre DEMANDE

🔥🔥🔥🔥

📩Mp
☎️ 033 62 936 06
Mandray commande foana izahay tompoko na fetim-pianakaviana na olo-tsotra na Orinasa.

Mp na 033 62 936 06

🥳🥳Miarahaba antsika rehetra nahatratry ny taona 2024 e!🥳🥳▶️▶️Manao tsakitsaky maro isa-karazany toy ny mahazatra izahay ...
04/01/2024

🥳🥳Miarahaba antsika rehetra nahatratry ny taona 2024 e!🥳🥳

▶️▶️Manao tsakitsaky maro isa-karazany toy ny mahazatra izahay ho antsika manomana fety, fihaonana, fifampiarahabana 2024, sns...

Ny vidiny tsy miova na niakatra aza ny vidim-piainana🤣🤣, ny tsirony moa dia aoka fotsiny e!😋😋

✅️ - Sambos 700ar/ pièce
✅️ - Nem 700ar/ pièce
✅️ - Nuggets 700ar/ pièce
✅️ - Tsa siu ou kitoza fumé 50 000ar/ kilo
✅️ - Poulet laqué entier 40 000ar
✅️ - Plat en barquette de different prix selon votre DEMANDE

🔥🔥Misy cadeau ho an'izay rehetra mandefa commande janvier 2024 ity an!🔥🔥

📩Mp
☎️ 033 62 936 06

Salama daholo indray tompoko!Manatitra ny fisaorana sy fankasitrahana anareo mpanjifa mandrakariva @ fahatokisana.Manasa...
27/11/2023

Salama daholo indray tompoko!

Manatitra ny fisaorana sy fankasitrahana anareo mpanjifa mandrakariva @ fahatokisana.

Manasa anareo hatrany handefa ny commande en MP
na hiantso avy hatrany ny laharana 033 62 936 06.

Manao tsakitsaky maro isa-karazqny koa izahay toy ny:
- Sambos 700ar/ pièce
- Nem 700ar/ pièce
- Nuggets 700ar/ pièce
- Tsa siu ou kitoza fumé 50 000ar/ kilo
- Poulet laqué entier 40 000ar
- Plat en barquette de different prix selon votre DEMANDE

📩Mp
☎️ 033 62 936 06

Miarahaba tompoko, mitohy hatrany ny fandraisana commande ho an'ireo izay maniry ny hiara hiasa aminay amin'ny resaka sa...
01/11/2023

Miarahaba tompoko, mitohy hatrany ny fandraisana commande ho an'ireo izay maniry ny hiara hiasa aminay amin'ny resaka sakafo(vary, laoka, lasary en barquette) tena tsara,madio ary ara-pahasalamana.

Misy koa:
📌Tsa siu 50 000ar/ kg
📌Poulet laqué entier: 40 000ar
📌Nem/ Sambos/ boulette: 700ar/pièce
📌Repas en barquette
➡️Afaka miara miasa izahay na fianakaviana, orinasa,...

📩Mp
☎️ 033 62 936 06

Address

Antananarivo
TANA101

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00
Sunday 08:00 - 20:00

Telephone

+261336293606

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tiako Snack posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category