02/04/2026
🔥 VIDE GRENIER – TSY HO DISO ANJARA!
✨Misy: Akanjo, kiraro, kitapo sns maro amidy amin’ny vidiny tena midina be 😍
👉 Misy special 0 - 12 mois (lahy /vavy)
⚡ Aza tara ary fa mety ho lany haingana ny tsara indrindra 😉
📍 Toerana: Anosiala (Le Chalet)
💬 Afaka mandefa hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny.
👉 Tongava mitsidika dia makà ny tsara indrindra amin’ny vidiny mirary! 🛍️