Snack grand pa

Snack grand pa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Snack grand pa, Chinese restaurant, Itaosy hopitaly, Antananarivo.

Bonjour daoly nareoAfaka mandray commande sambos manita na masaka misy viande,poisson,légume,Masaka:400ar/1pManita:300ar...
21/04/2024

Bonjour daoly nareo
Afaka mandray commande sambos manita na masaka misy viande,poisson,légume,
Masaka:400ar/1p
Manita:300ar/1p

17/04/2024
17/04/2024
Bnjr nareo ato rhtr amin zao
03/04/2024

Bnjr nareo ato rhtr amin zao

Faly izahay ato amin'snack Grand-pa manolotra ho anareo sakafo matsiro sy tsy lanilanina hatrany 😋 Manao livraison ihany...
01/04/2024

Faly izahay ato amin'snack Grand-pa manolotra ho anareo sakafo matsiro sy tsy lanilanina hatrany 😋
Manao livraison ihany ko izahay🏃 partout Tana
Tél:0340810397 na 0389524707
Kou aza misalasala miantso ary fa vonona handray anareo tsara izahay 😊

01/04/2024

Manao resaka snack toy ny Sambos , nem , van-tan , petisse , batetta mafana fona isanandro ary tsiro miavaka mihintsy 😋
Averina foana fa manao livraison izahay🚶partout Tana
Tél : 0340810397 na 0389524707 aza misalasala hatrany miantso

Address

Itaosy Hopitaly
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Snack grand pa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share