Restaurant Ankoay ivato

Restaurant Ankoay ivato Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Restaurant Ankoay ivato, Restaurant, K7 Mamory , Ivato, Antananarivo.

12/05/2025

Mitady Serveusse Efa manana traikefa mipetraka manodidina ivato afaka miantso 034 17 188 50

14/02/2024

Misaotra antsika rehetra tonga nankalaza ny fetin'ny mpifankatia androany 14/02/24 teto amin'ny Restaurant Ankoay ivatoπŸ•πŸ₯ͺ❀
Mialatsiny ho an'ireo zay tsy tafiditra sy tsy nahatratra sakafo πŸ™πŸ»
Mitohy fona ny offre tsika hatramin'ny 20 fevrier πŸ₯³πŸ₯³

Mankasitraka eih β€πŸ’—πŸ½

Efa vonona toerana sy ny sakafo mpifankatia ❀❀❀
09/02/2024

Efa vonona toerana sy ny sakafo mpifankatia ❀❀❀

Isaorana ny Famille Andry Raharijaona &Alida Raharijaona tonga nankalazana ny 10 ans de Mariage teto Restaurant Ankoay i...
03/02/2024

Isaorana ny Famille Andry Raharijaona &Alida Raharijaona tonga nankalazana ny 10 ans de Mariage teto Restaurant Ankoay ivatoπŸ₯°πŸ’—πŸ’—

Mankasitraka indrindra oh 🍽πŸ₯³

Iray volan'ny mpifankatia ato amin'ny Restaurant Ankoay ivato Izahay dia manolotra tolotra ho antsika rehetra izay tonga...
01/02/2024

Iray volan'ny mpifankatia ato amin'ny Restaurant Ankoay ivato
Izahay dia manolotra tolotra ho antsika rehetra izay tonga misakafo ato aminay . Manomboka ny 8 hatramin'ny 20 febroary 2024
Offre Special St Valentin πŸ’—
Pizza GM spec St valentin +sandwich ou Tacos + Jus Nat pour 2pers +cadeaux surprise πŸ•πŸ₯ͺ🌭πŸ₯‚

Prix:30 000 Ariary

Tongava eeehhhhh 🍽πŸ₯°πŸ₯³πŸ₯³

27/01/2024
Plat du Jour 21 /01 /24Canard au poivre vert 12.000 ArJambon de porc 12.000 ArHen'omby ritra 10.000 Ar Aranan'akoho sauc...
21/01/2024

Plat du Jour 21 /01 /24

Canard au poivre vert 12.000 Ar
Jambon de porc 12.000 Ar
Hen'omby ritra 10.000 Ar
Aranan'akoho sauce 12.000 Ar
Emincee de zebu aux vin rouge 12.000 Ar

πŸ₯°πŸ½

Address

K7 Mamory , Ivato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Restaurant Ankoay ivato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category