Meli Café

Meli Café Ilay kafe natoraly .mora. sady tsara 🍂

21/10/2024
22/04/2024

✴️Raha ho avy Ralala ny taona hodiako
*Eto ilay fotoana ahafantaran'ny rehetra ahy.
*Hitanisany ny tantarako
*Hihirairainy ny niainako rehetra
*Hivetsovetsoany ireo kely fantany momba ahy izay lazainy fa goavam-be ho azy eto ny fisiako.
*Hitomany,hiantsoantso ny anarako
*Mihikiaka mafy hoe miverena fa mbl mila andry izahay
*Mahavita miaritory sy mandao ny fandriana mafanany avy.
*Tonga manatitra ahy hatrany an-tanindrazako.
*Na d kely aza no mba vitako d lazaina fa zava-dehibe ho azy.
😢Indrisy anefa fa tsy ho henoko intsony :
*Ny antsoantsonao sy ny rediredinao
*Ny ranomasonao mipatrapatraka eto amboniko😢
*Ny hirahira marobe izay nahatsiarovana ahy
👉Indrisy fa rakofana hoe:ADIDY ny fihatsarambelatsihy an-dRaolombelona😢

©️✍️Younih Lovs

Akaikin'ny Mpanakanto

Café oh ! Café oh ! Ndao ary hisotro café amin'ilay tsara sady mora 🤗  Azonao jifaina amin'ny - 30g = 800 ar- 60g = 1500...
27/02/2024

Café oh ! Café oh !

Ndao ary hisotro café amin'ilay tsara sady mora 🤗

Azonao jifaina amin'ny
- 30g = 800 ar
- 60g = 1500 ar

Livraison disponible et Récupération : Ampitatafika, loharanombato akaikin'ny poste de police

Rohy map : https://maps.app.goo.gl/tLrJY3wR5ksxWHpd9

Contact : 0341686412 / 0329250538

Ampitomboy ny fisotroana café
13/02/2024

Ampitomboy ny fisotroana café

Méli café dia faly manolotra anao ny vovon-kafe avy any amin'ny faritra SAVA.- Sachet 30g = 800 ar- Sachet 60g= 1500 ar-...
11/02/2024

Méli café dia faly manolotra anao ny vovon-kafe avy any amin'ny faritra SAVA.

- Sachet 30g = 800 ar
- Sachet 60g= 1500 ar
- Disponible en prix de gros

Livraison disponible

Lieu de récupération : ampitatafika, loharanombato akaikin'ny poste de police

Ity ny rohy map : https://maps.app.goo.gl/tLrJY3wR5ksxWHpd9

Contact : 0341686412
WhatsApp : 0329250538

Mila café tsara ve ianao ? ☕Sady 100 % Naturel bé zao ...! 🌿Aza mitady lavitra intsony Izahay ato amin'ny Meli café dia ...
08/02/2024

Mila café tsara ve ianao ? ☕

Sady 100 % Naturel bé zao ...! 🌿
Aza mitady lavitra intsony

Izahay ato amin'ny Meli café dia faly manolotra anao ny kafe avy any amin'ny faritra SAVA izay isan'ny kafe tsara indrindra maneranantany. 🍂🍃

Jifao ato aminay ny vovon-kafe. Kafe mora sady tsara izay misy amin'ny :

- sachet 30 grama _ 800 Ar
- sachet 60 grama _ 1500 Ar

Misy ihany koa ny prix de gros manomboko 20 sachets 30 grama ary 10 sachets 60 grama.

Inona no mbola endrasanao ???
Handramo fa tsy hanenenanao izany eh ...!

Ataovo aingana ary kaomandinao sao tara eh !! 😁

Livraison possible

Récupération : Antananarivo, ampitatafika, loharanombato akaikin'ny poste de police
Ity ny rohy map : https://maps.app.goo.gl/tLrJY3wR5ksxWHpd9

Ny café avy any amin'ny faritra SAVA dia isan'ny café tsara indrindra eto Madagascar. Izany dia sady mitondra hery no ma...
23/01/2024

Ny café avy any amin'ny faritra SAVA dia isan'ny café tsara indrindra eto Madagascar. Izany dia sady mitondra hery no mahasalama amin'ny tsironoy tsimanam- paharoa.

Kafe voatoto azonao jifaina amin'ny :
- sachet 30 grama _ 800 Ar
- Sachet 60 grama _ 1500 Ar

Alefaso dieny izao ary ny kaomandinao sao tara ☕🌿
__________________________________________________
Le café de la région SAVA est l'un des meilleurs cafés de Madagascar. Il est à la fois énergisant et sain par son goût unique

Café moulu disponible en :
- Sachet de 30 grammes
- Sachet 60 grammes

Faites passer votre commande dès maintenant pour ne rien rater ! ☕🌿

Bienvenue dans notre univers parfumé de café ! ☕Plongez dans une expérience sensorielle exquise où chaque goutte éveille...
06/12/2023

Bienvenue dans notre univers parfumé de café ! ☕

Plongez dans une expérience sensorielle exquise où chaque goutte éveille vos sens.
Découvrez des arômes riches, une douceur veloutée et un parfum envoûtant.

Laissez-vous emporter par la délicatesse de notre café, conçu pour les amateurs de saveurs exceptionnelles. 🌟☕

N'hésitez pas à nous contacter pour plus d'informations ou pour passer votre commande 🤗

Address

Https://maps. App. Goo. Gl/tLrJY3wR5ksxWHpd 9
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Meli Café posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category