Tana 101

Tana 101 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tana 101, antsakaviro, Antananarivo.
(494)

17/07/2021
19/04/2021

💥 RESTAURANT TANA 101 SE RAPROCHE ENCORE PLUS DE VOUS💥
👉Sur place au 2ème étages Immeuble La Vallée ANTSAKAVIRO : de 10h à 17h - Lundi au vendredi
👉LIVRAISON du lundi au Vendredi de 10h30 à 17h ⏰ Commandes sur MP ou au 034 87 483 29 / 033 11 205 74

05/05/2020

✅Le Restaurant TANA 101 est là POUR VOUS SERVIR!
😋 Retrouvez nous sur Notre page facebook https://web.facebook.com/Tana101MG/!
Demandez notre Menu, Carte des jus et informations sur nos offres !
😉 Faites-vous livrer vos plats préférés chez vous ou au bureau au 033 11 205 74 !


Local business

😄Faly miarahaba antsika indray izahay ato aminy Restaurant Tana 101.🎯Izahay dia manao tolotra manokana amin'izao fotoana...
01/05/2020

😄Faly miarahaba antsika indray izahay ato aminy Restaurant Tana 101.

🎯Izahay dia manao tolotra manokana amin'izao fotoana sarotra mila hitandremana aminy fahasalamana izao ka tsy ahafahana mivoaka ny trano matetika :
🛒- Afaka manao commande en ligne ianao : Sur MP na miantso ny laharana 033 11 205 47
🛒-Izahay no manao livraison any aminy toerana misy anao : frais de livraison (miankina amin'ilay toerana misy anao)
🛒-afaka tonga sur place ihany koa fa misokatra izahay isanandro 10h-13h
🥳Mankasitraka indrindra tompoko oh!!
📞Contact : MP / 033 11 205 47

21/04/2020

Ampahafantarina isika fa miverina misokatra ny trano fisakafoanana manomboka ny sabotsy izao
misokatra am 10h atramin 13h
mankasitraka tompoko

05/06/2018
05/06/2018

Manao ahoana tompoko.
Faly miarahaba anareo izahay eto amin’ny Restaurant TANA 101.
Izahay dia manasa anareo, hitsidika ny Restaurant TANA 101, izay manana ny Spécialité Cuisine Chinoise et Cuisine Malagasy.
Ny misy anay dia eto Antsakaviro, eo amin’ny sampanana mankany Betongolo ao amin’ny Immeuble « La vallée », ato amin’ny deuxième étage no misy anay, misy parking malalaka tsara ho anareo izay mitondra fiara dia atokisana tsara ny parking.
Ireto avy ny « spécialité » ka dia tongava maro fa miandry anareo izahay.
Raha mila fanampim-panazavana dia antsoy ny laharana 033 11 205 74, Mr Jimmy
Misaotra tompoko.

Address

Antsakaviro
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 11:00 - 17:00
Wednesday 11:00 - 17:00
Thursday 11:00 - 17:00
Friday 11:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tana 101 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share