Paty Matsiro

Paty Matsiro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Paty Matsiro, I AB 78 Andrononobe, Antananarivo.

Salama daholo indray isika N'y "PATY MATSIRO" dia faly miarahaba an-tsika nahatratra n'y taona vaovao indray Ary mirary ...
30/01/2024

Salama daholo indray isika
N'y "PATY MATSIRO" dia faly miarahaba an-tsika nahatratra n'y taona vaovao indray Ary mirary soa s'y fahombiazana hatrany

Ela ela izahay tsy teto ka Dia indro Ary fa Tonga indray hanome sakafo MATSIRO 🤗
TOY NY

MINE-SAO : POULET 10.000AR
VIANDE 10.000AR
CREVETTES 12.000AR
SPÉCIAL 20.000AR

KA DIA MANASA AN-TSIKA HANJIFA INDRAY
Mankasitraka oooh 🤗
034 16 921 99

NB: livraison ihany
Livraison manomboka n'y ALAKAMISY ozao

Coucou daholo indray isika 🤗Mbola mitohy hatrany n'y "promotions" antsika ato amin'ny PATY MATSIRO ka manasa antsika anj...
09/10/2023

Coucou daholo indray isika 🤗
Mbola mitohy hatrany n'y "promotions" antsika ato amin'ny PATY MATSIRO ka manasa antsika anjifa hatrany miaraka @ tsiro mafilotra

Mine-sao spécial : 20.000ar
Mine-sao crevettes : 12.000ar
Mine-sao poulet : 8.000ar
Mine-simple : 5.000ar
Sandwich pm : 2.500ar
Sandwich GM : 5.000ar
Beignets de crevettes 600ar
Boulettes chinoise 400ar

Contact : 0341692199

  🤤❤️
01/10/2023

🤤❤️

27/09/2023

Salama daholo indray☺️
Mbola mitohy foana ny promotion sy ny livraison ah😍
aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na miantso avy hatrany 0341692199
Mazotoa ❤️

Salama daholo e ☺️Promotion be mintsy ho an'ny ouverture 🥰🔴Efa mandray ny Commande ho an'ny weekend izao izahay, mbola l...
21/09/2023

Salama daholo e ☺️
Promotion be mintsy ho an'ny ouverture 🥰
🔴Efa mandray ny Commande ho an'ny weekend izao izahay,
mbola livraison ihany aloha atreto🤤
💬 Menu:
Misao simple : 5.000ar
Misao poulet : 8.000ar
Misao viande : 8.000ar
Misao crevettes : 12.000ar
Misao spécial : 20.000ar
Sandwich pm : 2.500ar
Sandwich GM : 5.000ar
Begnets : poulet, crevettes : 600ar
Boullettes chinoise : 400ar
Mp direct na miantso 0341692199
Mazotoa ary o😍

Address

I AB 78 Andrononobe
Antananarivo

Telephone

+261341692199

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Paty Matsiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share