R a L i X

R a L i X Mora nefa tsara 🥰👨🏽‍🍳

Tongava maro ataovy ny commande fa akaikin'ny fety. 🍿🥪🍖🍕😁😋❤️Mora nefa tsara "Ralix"Tel : 0348639947 / 0376307345
06/12/2025

Tongava maro ataovy ny commande fa akaikin'ny fety. 🍿🥪🍖🍕😁😋❤️
Mora nefa tsara "Ralix"
Tel : 0348639947 / 0376307345

29/04/2025

Faly miarahaba antsika indray izahay eto amin'ny RALIX Ankadifotsy. 🥐🍠🥯🍔
Maro dia maro ny tsakitsaky ato amin'ny RALIX. Mora sady matsiro arao tsy tapaka ny pejy fa ho avy eto ny sary sy ny menu. Ary ato ihany isika no manao ny commande 🛵🛵

27/12/2024

Faly miarahaba antsika amin'izao andro fety izao 🥰🙏🏽🍟🍕🥓🧀🍳
Ralix dia mandray commande hatrany surtout ho antsika izay mikasa hanao fety ny 31 desambra 2024.
Alefao mialoha ny commande ( ato anaty pejy na 0348639947 )

Menu :
- nem / sambos / catless / beignet de légume : 300 ar
- boulette de viande : 300 ar
- beignet de piment : 400 ar
- brochette de viande : 500 ar
- brochette de poulet : 500 ar
- sandwich kebab : 3 000 ar
- poulet grillet : 3 000 ar

21/12/2024

Add

Vendredi mahafinatitra hatrany !! Alefaso ny commande fa izahay vonona hanome ny tsara sy ny mora anareo foana. Livraiso...
15/11/2024

Vendredi mahafinatitra hatrany !!
Alefaso ny commande fa izahay vonona hanome ny tsara sy ny mora anareo foana.
Livraison : à partir de 4000 ar
Récupération : Mandialaza Ankadifotsy
Commande : 1j avant
Contact : 034 86 399 47 na message privé dia efa mety 🥰❤️

Mirary zoma mahafinartitra ho antsika rehetra oooo !! 🙏🏽🫶🏽

Hey guys !!!!  De mbola faly indray izahay tafaverina miaraka aminareo eto 😊🤗.Somary tsy de nandefa publication izahay n...
14/11/2024

Hey guys !!!!

De mbola faly indray izahay tafaverina miaraka aminareo eto 😊🤗.
Somary tsy de nandefa publication izahay noho ny fandaminana maro samihafa. 🙏🏽😁
Manomboka androany ary de afaka mitafatafa eto isika, livraison sy commande efa afaka atao en ligne eto amin'izay. 🎉❤️
Commande : atao 1jour avant raha betsaka
Livraison : à partir de 4 000 ar ( récupération : Ankadifotsy Mandialaza )

Contact : 034 86 399 47

Hey hey heyyy 🥴😅❣️Nangingina kely 🥹🫢🫢 fa miezaka mitady zava-baovao ho atolotra anareo foana hanomezana fahafaham-po ho ...
06/08/2024

Hey hey heyyy 🥴😅❣️

Nangingina kely 🥹🫢🫢 fa miezaka mitady zava-baovao ho atolotra anareo foana hanomezana fahafaham-po ho anareo mpanjifa rehetra ato aminay 🤭❣️

Tonga indray ny NOUVEAUTÉ manaraka ry zareo aa 🥰😋

👉🏻SAMBOS POISSON amin'ny vidiny 300ar fotsiny 🫠🥰😋
Izany hoe karazany 2 izany izao ny sambos ato anh: viande sy poisson 🫠

🔥Toerana : ANKADIFOTSY
🔥9h à 18h lundi au samedi
🔥0348639947 / 0347361023 na MP

01/07/2024

❌Tsy misokatra izahay amin'ITY HERINANDRO ITY❗️👌🏻 manomboka amin'ny ALATSINAINY no miverina misokatra ✅

Misaotra tompoko ❣️

⚪️🔴🟢 Miarahaba antsika rehetra 🇲🇬🙏🏻Misaotra an'Andriamanitra izahay fa vita soa aman-tsara ny Asaramanitra e❤️✅😇Tsy inon...
27/06/2024

⚪️🔴🟢 Miarahaba antsika rehetra 🇲🇬

🙏🏻Misaotra an'Andriamanitra izahay fa vita soa aman-tsara ny Asaramanitra e❤️✅😇

Tsy inona akory fa dia anolotra ny fisaorana sy ny fankasitrahana feno anareo rehetraretra tsy ankanavaka ( na Malagasy 🇲🇬 na vahiny ) tonga teny amin'ny👉🏻 Foara de l'indépendance 17 au 26 juin Stand 14 🤗✅. Tena faly be izahay tamin'ny fandalovanareo tao 🥹 nanandrana sy nanjifa ny sakafo Ralix 😋❤️
Eto ihany koa dia tsy hay ny tsy hisaotra ny Equipes Solidat be🫡❤️🥹 . Bravo be Lisany 🥹❤️👏🏻 sady kopa tanana ho anareo 🤗 .
Izay angamba no azo ambara ry zareo fa manome fotoana anareo indray 👉🏻amin'ny fotoana manaraka indray ✅❤️

⚪️🔴🟢 Miverina ety Ankadifotsy amin'izay isika 🇲🇬

Bon plan Harivariva eny ANALAKELY😋❤️               🇲🇬24-25-26 juin 🇲🇬 👉🏻Mandehandeha mitondra ny ankizy amin'izao Asaram...
24/06/2024

Bon plan Harivariva eny ANALAKELY😋❤️
🇲🇬24-25-26 juin 🇲🇬
👉🏻Mandehandeha mitondra ny ankizy amin'izao Asaramanitra izao vee ? 🤭
👉🏻Mety Mitady toerana isakafoanana(tsara nefa mora)? 🤔

⚪️🔴🟢 Ao amin'ny Ralix Stand 14 ⚪️🔴🟢

Vonona foana andray anareo ary mandray anareo am-pifaliana sy tsikitsiky be🤗❤️🥹

🇲🇬 Foara de l'indépendance ANALAKELY 👉🏻Stand N•14  R a L i X 😋❤️🤤👈🏻Efa misy équipes Solida vonona ny handray anareo any ...
20/06/2024

🇲🇬 Foara de l'indépendance ANALAKELY
👉🏻Stand N•14 R a L i X 😋❤️🤤👈🏻
Efa misy équipes Solida vonona ny handray anareo any ✅Manda's Fy Razafimandimby Iaro Tendry Randriamarosoa Diprico Nomena Thiary Niaina Mi-kaëllah
👉🏻Tsy ireo amin'ny sary ireo ihany akory ny sakafo ho hitanareo any a🥹 fa misy hafa 😌
👉🏻Manomboka @ 9h maraina dia harivariva mihitsy vao mijanona 🤗❤️🤭

🇲🇬Tongava eny e , eny ianareo mahita azy 🤤❤️🤗🇲🇬

Address

IVH 153 Mandialaza Ankadifotsy
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:30
Tuesday 09:00 - 18:30
Wednesday 09:00 - 18:30
Thursday 09:00 - 18:30
Friday 09:00 - 18:30
Saturday 09:00 - 12:30

Telephone

+261348639947

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when R a L i X posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to R a L i X:

Share