Yaourt M'lay

Yaourt M'lay Vente yaourt à boire en pipette (6 parfums) en gros et en détails�

🌺🧡 Efa misy koa ny jus naturel pipette zay azo jifaina manomboka izao @ sarany mirary 800 ar/ pceMbola misy hatrany ny y...
24/01/2026

🌺🧡 Efa misy koa ny jus naturel pipette zay azo jifaina manomboka izao @ sarany mirary 800 ar/ pce

Mbola misy hatrany ny yaourt à boire pipette 4 parfums ( fraise, coco, ananas, vanille) @ sarany 1000 ar/ pce

📞034 69 024 26
Manao livraison sy mandefa @ faritra

🎄Ho anareo fikambanana na fiangonana na fianarana.....ka mikarakara OPÉRATION amin'izao ankatoky ny fety izao dia afaka ...
12/12/2025

🎄Ho anareo fikambanana na fiangonana na fianarana.....ka mikarakara OPÉRATION amin'izao ankatoky ny fety izao dia afaka mandray commande hatrany ny YAOURT À BOIRE M'LAY🎄

Manana parfum karazany 5: vanille🌼, fraise🍓, chocolat🍫, coco🥥, ananas🍍

Prix: 1000Ar/pièce
➡️Prix de GROS ho an'ny mihoatra ny 25 isa: 900Ar (afaka mamatsy tsy tapaka)

📍Raha hanao commande dia milaza 2 andro mialoha
📦 Manao livraison Tanà.
✅Livraison: MAIMAIMPOANA manodidina ny Ankadikely.
MP na miantso ny 034 69 024 26☎️

Mbola mandray commande hatrany izahay ho anareo- fikambanana, fiangonana,..- épicerie, grossiste, snack, restaurant...Ma...
27/10/2025

Mbola mandray commande hatrany izahay ho anareo
- fikambanana, fiangonana,..
- épicerie, grossiste, snack, restaurant...

Mankasitraka an'ireo izay efa nanjifa hatrizay

Misy parfum karazany 4: vanille🌼, fraise🍓, coco🥥, ananas🍍

➡️Prix: 1000 ar/pièce

Afaka mamatsy tsy tapaka

📍Raha hanao commande dia milaza 2 andro mialoha
📦 Manao livraison Tanà sy mandefa @ faritra
✅Livraison: MAIMAIMPOANA manodidina Ankadikely

MP na miantso ny 034 69 024 26☎️

Amin'izao akatoky ny fety izao dia mbola afaka mandray commande ho an'ny- Fiangonana sy fikambanana isakarazany- ireo iz...
18/12/2024

Amin'izao akatoky ny fety izao dia mbola afaka mandray commande ho an'ny
- Fiangonana sy fikambanana isakarazany
- ireo izay hanao opération
- épicerie, grossiste, snack, restaurant...
Mankasitraka an'ireo izay efa nanjifa atrizay. Mirary fety sambatra sahady!

Misy parfum karazany 5: vanille🌼, fraise🍓, chocolat🍫, coco🥥, ananas🍍

➡️Prix: 1000 ar/pièce (afaka mamatsy tsy tapaka)

📍Raha hanao commande dia milaza 2 andro mialoha
📦 Manao livraison Tanà sy mandefa @ faritra
✅Livraison: MAIMAIMPOANA manodidina ny Ankadikely.
MP na miantso ny 034 69 024 26☎️

🌞 Efa mafana ny andro ka ho anareo épicerie na ho anareo fikambanana na fiangonana na fianarana ka mikarakara OPÉRATION ...
10/09/2024

🌞 Efa mafana ny andro ka ho anareo épicerie na ho anareo fikambanana na fiangonana na fianarana ka mikarakara OPÉRATION amin'izao ankatoky ny fety izao dia afaka mandray commande hatrany ny YAOURT À BOIRE M'LAY

Manana parfum karazany 5: vanille🌼, fraise🍓, chocolat🍫, coco🥥, ananas🍍

➡️Prix: 1000 ar/pièce (afaka mamatsy tsy tapaka)

📍Raha hanao commande dia milaza 2 andro mialoha
📦 Manao livraison Tanà sy mandefa @ faritra
✅Livraison: MAIMAIMPOANA manodidina ny Ankadikely.
MP na miantso ny 034 69 024 26☎️

Manao COMMANDE À GRANDE QUANTITÉ. Aza misalasala mitsidika ny pejy na mandefa mp rah toa ka mila fanazavana fanampiny. T...
07/12/2023

Manao COMMANDE À GRANDE QUANTITÉ. Aza misalasala mitsidika ny pejy na mandefa mp rah toa ka mila fanazavana fanampiny.
Tel: 034 69 024 26

Manao COMMANDE À GRANDE QUANTITÉ izahay. Aza misalasala ny itsidika ny pejy sy andefa mp rah toa ka mila fanazavana fana...
07/12/2023

Manao COMMANDE À GRANDE QUANTITÉ izahay. Aza misalasala ny itsidika ny pejy sy andefa mp rah toa ka mila fanazavana fanampiny.
Tel:034 69 025 26

‼️Vokatra vaovao vokarin'ny YAOURT À BOIRE M'LAY amin'ny tsirony miavaka🙂Misy parfum karazany 2: nature sucré🥛, fraise🍓M...
27/11/2023

‼️Vokatra vaovao vokarin'ny YAOURT À BOIRE M'LAY amin'ny tsirony miavaka🙂

Misy parfum karazany 2: nature sucré🥛, fraise🍓

Misy fatra 2 karazany:
👉 500mL (1/2L): 4000Ar
👉 1L: 8000Ar

📍Raha hanao commande dia milaza 2 andro mialoha
📦 Livraison: GRATUITE manodidina ny Ankadikely.
MP na miantso ny 034 69 024 26☎️

‼️Manana parfum vaovao tsara hafa iray koa YAOURT À BOIRE M'LAY ho anareo izay hanao commande ☕Misy parfum karazany 5: v...
15/11/2023

‼️Manana parfum vaovao tsara hafa iray koa YAOURT À BOIRE M'LAY ho anareo izay hanao commande ☕

Misy parfum karazany 5: vanille🌼, fraise🍓, chocolat🍫, coco🥥, ananas🍍

➡️Prix: 1000Ar/pièce (afaka mamatsy tsy tapaka)

📍Raha hanao commande dia milaza 2 andro mialoha
📦 Manao livraison Tanà.
✅Livraison: MAIMAIMPOANA manodidina ny Ankadikely.
MP na miantso ny 034 69 024 26☎️

Address

Antananarivo

Telephone

+261346902426

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yaourt M'lay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share