22/01/2024
Miarahaba ny Tia Mi'kaly rehetra ooo !!!
Manao aona ity volana ity? Kely sisa dia hifarana izy ity. Iza daholo ny fianakaviana mbola tsy nanao fety fifampiarahabana tratrin'ny taona ato? Aza hadino fa afaka manome fahafahampo anareo izahay.
Koa aza misalasala ary manantona ao amn hafatra miafina raha hanao commande.
Mirary tolakandro mahafinaritra ho antsika rehetra 😊😘😘