Piment Grill 101

Piment Grill 101 .

🥳URBANIA FESTIVAL Amin'ny 11 Aprily n'y fotoanantsika miaraka amin’i Agrad!🎉 Amin'ny 5 ora hariva ato amin'ny Urbania An...
09/04/2025

🥳URBANIA FESTIVAL

Amin'ny 11 Aprily n'y fotoanantsika miaraka amin’i Agrad!🎉 Amin'ny 5 ora hariva ato amin'ny Urbania Analakely.

Aza adino anefa ny mi commande sakafo ato amin'ny food court sady mankafy AGRAD.

Tongava mifety e

🎊🎊URBANIA FESTIVAL 🎊🎊🎊🎊📣📣📣Hoento ny ankizy, hoento ny namana hiara hiala voly miaraka aminay.Mba hanombohantsika ampifal...
08/04/2025

🎊🎊URBANIA FESTIVAL 🎊🎊🎊🎊

📣📣📣Hoento ny ankizy, hoento ny namana hiara hiala voly miaraka aminay.

Mba hanombohantsika ampifaliana ny fetin'ny p***a, ny Urbania Galerie sy ny Extra pizza dia mikarakara fety miavaka ny 9-10-11-12 Aprily ho AVY izao, izay handraisan'ny groupe PIMENT GRILL anjara , ka ireto avy n'y tolotra ho itanao ao amin'ny box 25-26 mandritra ireo andro ireo.

Misy animation maro isankarazany sy promotion sakafo isakin'ny box avy 🌮🌯🍕🍝🍔🍹.
Tongava mifety e 🎈🎈🎈🎈

Viens tester la recette du moment chez Piment Grill 101 🔥🔥🔥Le tacos chick'N Signature 🌮🌮🌮 est là et il est prêt à te rég...
01/03/2025

Viens tester la recette du moment chez Piment Grill 101 🔥🔥🔥
Le tacos chick'N Signature 🌮🌮🌮 est là et il est prêt à te régaler (poulet crème, merguez, cordon bleu, fromage...)
Ça sent le bonheur à chaque bouchée 😋😋😋.
Disponible en version PM et GM

Que ce soit ta moitié devant la loi, celle qui a dit oui à ton cœur,Que tu rêves de quitter la friendzone ou que son reg...
12/02/2025

Que ce soit ta moitié devant la loi, celle qui a dit oui à ton cœur,
Que tu rêves de quitter la friendzone ou que son regard t’ait déjà ensorcelé…
C’est le moment parfait pour lui dire je t’aime.

Et nous, chez Piment Grill, on est ton complice !
On t’offre le cadre idéal pour célébrer l’amour,


Urbania Analakely

Zao mihitsy ilay volon'andro tena mampite ihinana lasopy?🍲🍜  Lasopy mafana tsara, matsiro tsara🤤😊 Aoka fotsiny 👌Satry fo...
04/02/2025

Zao mihitsy ilay volon'andro tena mampite ihinana lasopy?🍲🍜
Lasopy mafana tsara, matsiro tsara🤤😊 Aoka fotsiny 👌
Satry foana ho avy n'y orana 😊

Nareo koa vé?
Tongava ary amin'ny PimentPiment Grill 101.

Box 25-26
Galerie Urbania Analakely

Youpiiiii c'est vendredi !!Et chez nous vendredi rime à bouffe.Et pas n'importe quelle bouffe! Celle qui nous régale et ...
17/01/2025

Youpiiiii c'est vendredi !!
Et chez nous vendredi rime à bouffe.
Et pas n'importe quelle bouffe! Celle qui nous régale et qui fait vibrer nos papilles.

👉 Au menu aujourd'hui chez Piment Grill 101 :

Nos pizzas gourmandes à partir de 10 000 Ar.
Le fameux "L'explosion", un burger généreux qui porte bien son nom.
Notre Mine sao au poulet pané au panko japonais, une touche croustillante et savoureuse.
Et pour les amateurs de fruits de mer, notre plateau spécial avec crevettes, filet de poisson pané, et bien plus encore !
🍽 Venez découvrir votre prochain coup de cœur culinaire !
📍 Galerie Urbania Analakely et Nosikely Morondava
🕘 Ouvert de 09h à 19h du lundi au samedi.

Hello les foodlovers !! Niova ny taona fa isika mbola eto foana :  foodlovers forever 😊😍Dia mbola mitohy hatrany ny feti...
10/01/2025

Hello les foodlovers !!
Niova ny taona fa isika mbola eto foana : foodlovers forever 😊😍

Dia mbola mitohy hatrany ny fetin'ny sakafo 🎉🥂🥳

Ndao asiana présence kely ndray ary aloha 💗☝️

Mirary soa bé dia be.

Que cette année soit une aventure aux milles délices !!

Hâte de vous accueillir au PimentPiment Grill 1015 - 26
Galerie Urbania Analakely

Izahay rehetra eto amin'ny Piment Grill 101 Dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao 2025 ity .
31/12/2024

Izahay rehetra eto amin'ny Piment Grill 101 Dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao 2025 ity .

🎄 Joyeux Noël de la part de Piment Grill 101 ! 🎅En cette période festive, nous vous remercions pour votre fidélité et vo...
25/12/2024

🎄 Joyeux Noël de la part de Piment Grill 101 ! 🎅

En cette période festive, nous vous remercions pour votre fidélité et votre soutien tout au long de l’année. Que la magie de Noël illumine vos cœurs et vos foyers, et que vos tables soient garnies de délices partagés en famille et entre amis.

PiPiment Grill 101ox 25-26
Galerie Urbania Analakely

14/12/2024

Efa akaiky ny fety 🎉
Efa hifarana koa ny taona 🗓️

Ndao atao izay mahafinaritra ary e 😊
Ndao hizarana hasambarana ny ankohonana.
Tsy voatery hanao zavatra sarotra bé, tsy voatery hande lavitra... Burger fotsiny dia ampy 😊
Burger aloha no suggestions-nay ho amin'ity volana ity satria io no isan'ny sakafo nahazoana retour mamy kely avy tany aminareo 🥰

Misy tsara bé sady amin'ny vidiny antonona ho an'ny ankohonana ato amin'ny Piment Grill 101 101 amin'ny commentaire n'y carte burger.

Nous avons hâte de vous accueillir 🥰

Nous sommes ouverts du lundi au samedi,de 09h à 19h.

📍Box 25 -26
📍 Galerie Urbania Analakely

Address

Ambatobe Maison Rouge , Face Du Lycée Français
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Piment Grill 101 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share