25/07/2024
Tongasoa eto amin'ny pejy 🤝
Cok tel dia spécialisée amin'ny fanaovana cocktail de bienvenue (petit four, mignardises), brunch, sweet, smoothie 🍹
Natao indrindra ho antsika mikarakara fety na marige, na anniversaire, na ihany koa fête en famille rehetra dia vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo izahay 💯
En ligne ihany, ary sur commande ny produits rehetra📝
📞033 70 818 79