Fumi Culina

Fumi Culina cuisine fumée laquée

16/06/2023

Ndao mba atao milay be ny fankalazàna ny fetin'ny ray e 🤗🥳
Tsy ataontsika bà kiraro 🙄 na kiravaty 🙄 na lobaka 🙄 ny fanomezana omena an'i papa fa sakafo ato amin'ny Fumi Culina
Taguer-ho eto ary lay papa anareo tia hena be iny dia tongàva aty @ Fumi Culina fa ⛔🔟% be izao ny ASSIETTE CARNIVORE 😱 ho an'ny rampitso 17 jona tontolo andro. Toy izany koa ny COCKTAIL 😱 rehetra.

MIRARY SOA SAHADY HO AN'NY RAY REHETRA
SAKAFO SY NY TONTOLONY OFFICIEL
" 261 " OFFICIEL TSARA NAHANDRO CUISINE

"Fumi Culina, où est votre identité"P L A T   V E D E T T E de la semaine 🍔🍣🍤🍗🍖🍕 BOKIT SANDWICH 🍟🍝🍕🍤🍛🍲 Miam miam be io a...
03/04/2023

"Fumi Culina, où est votre identité"
P L A T V E D E T T E de la semaine 🍔🍣🍤🍗🍖🍕 BOKIT SANDWICH 🍟🍝🍕🍤🍛🍲
Miam miam be io a 😋😋
Aza tara ary fa hatramin'ny sabotsy 08 avril ihany a 😉😉
👉 9.000Ar fotsiny 😍😘 fa tsy atao 10.000Ar aloha 👈
Tongava ary aty Ampasanimalo fa omenay jus naturel izay mividy bokit sandwich iray 😊😘😘

Hello les abonnés 😉😊Misaotra anareo nilalao teto amin'ny pejy Fumi Culina 😍😘Dia mbola miarahaba an'ireo nahazo loka dia ...
03/04/2023

Hello les abonnés 😉😊
Misaotra anareo nilalao teto amin'ny pejy Fumi Culina 😍😘
Dia mbola miarahaba an'ireo nahazo loka dia aza miala eto amin'ny pejy fa mbola maro ny lalao iarahantsika 😉😊
Faniry Rabenatoandro
Simrhah Shekinah
Mi Chel

ReCoucou daholo isika ato 😍Ireto ary ireo commentaire telo (3) mahazo reaction betsaka indrindra e:1e- FFaniry Rabenatoa...
28/03/2023

ReCoucou daholo isika ato 😍
Ireto ary ireo commentaire telo (3) mahazo reaction betsaka indrindra e:
1e- FFaniry RabenatoandroRFaniry Rabenatoandronahazo ny Canard laqué entier (702 reactions)
2e- SSimrhah ShekinahSSimrhah Shekinahnahazo ny Misao Terre-Mer na Pizza Fumi (608 reactions)
3e- MMi ChelCMi Chelno nahazo ny Tacos fruits de mer na Bokit Sandwich na Crêpe exotique (602 reactions)
Koa manasa anareo handefa hafatra miafina.
Aty Ampasanimalo Immeuble Le Colisée, 3eme etage, box 2 ihany no mandray ny loka tompoko manomboka amin'ny alakamisy 30 mars hatramin'ny sabotsy 1 avril. 😍😘
PS: amin'ny 6 ora hariva no mihidy izahay.
Misaotra indrindra ô

28/03/2023

Coucou daholo, tapitra ny lalaontsika an 😱
Misaotra an'ireo rehetra nandray anjara 😉😍😘
Aza miala ny pejy fa mbola maro ny lalao ho ataontsika a 😉😊
Ho alefanay capture d'ecran ireo 3 mahazo loka rehefa kelikely eo.
Misaotra antsika rehetra 😘😙😚😍

Coucou daholo isika ato 😍Andao asiantsika kilalao kely dia mba sady atao lancement ny produits vaovao antsika e 😉😉'Ndao ...
20/03/2023

Coucou daholo isika ato 😍
Andao asiantsika kilalao kely dia mba sady atao lancement ny produits vaovao antsika e 😉😉
'Ndao ary 😊😍
Ireto ny fepetra ary:
- atao j'aime ny pejy Fumi Culina
- atao partage ity publication ity
- identifieo ny namanao rehetra 👏👏👏
Dia izay commentaire telo (3) mahazo reaction betsaka indrindra no mahazo ireto loka ireto:
1e- Canard laqué entier
2e- Misao Terre-Mer na Pizza Fumi
3e- Tacos fruits de mer na Bokit Sandwich na Crêpe exotique
Amin'ny talata 28 Mars amin'ny 17h ny faran'ny lalao a dia amin'io hariva io no hilazanay hoe iza no mahazo ny loka 😊😉
Aty Ampasanimalo Immeuble Le Colisée, 3eme etage, box 2, no angalana ny loka.
PS: Tsy atao livraison ny loka a 😉
Afaka mitondra namana rehefa maka loka
Izay ary fa manomboka ny lalao e
Bonne chance daholo 😘😘😘

🍝🍕🍟 Efa afaka mi-commande B O K I T   S A N D W I C H 🍔🍝🍤 koa a10.000Ar fotsiny 😉 kony e 😉😍😘Adiresy tokana Le Colisée Am...
18/03/2023

🍝🍕🍟 Efa afaka mi-commande
B O K I T S A N D W I C H 🍔🍝🍤 koa a
10.000Ar fotsiny 😉 kony e 😉😍😘
Adiresy tokana Le Colisée Ampasanimalo 3 eme etage, box 2
Miam miam be io a 😋😋😋

🌻🌼🌸 V A O V A O    B E 🌹🌺🍁===> T A C O S
18/03/2023

🌻🌼🌸 V A O V A O B E 🌹🌺🍁
===> T A C O S

🍀🍁🌹Coucou les loulous 🌼🌻🌺Nous avons concocté des bons petits plats à livrer spécialement pour vous cette semaine à seule...
13/03/2023

🍀🍁🌹Coucou les loulous 🌼🌻🌺
Nous avons concocté des bons petits plats à livrer spécialement pour vous cette semaine à seulement 9.000Ar 🌼🌺🌻🌹🍗🍢🍡🍖
Ireto ny toerana anaovana livraison :
=> Ambanidia, Manakambahiny, Tsimbazaza, Ankatso, Mausolée, Ambatoroka, Ambohipo, Ambohimiandra, Mandroseza, Betongolo, Avaradoha, Ampasapito, Nanisana, Bel'air, Andravoahangy ambony, Rasalama, Besarety, Ankadifotsy, Antanimena, Ambohijatovo, Analakely, Anosy, Mahamasina 🌼🌻🍀
3.000Ar ny frais de livraison 😍😘
PS: Prise de commande à partir de 11h jusqu'à 16h sur mp ou appelez le +261349820363
😍😋🍖🍡🍢🍗

🍀🍁🌹Hello March 🌼🌻🌺Maro ianareo no manontany livraison, dia atombontsika amin'ny 3km manodidina an'Ampasanimalo aloha dia...
06/03/2023

🍀🍁🌹Hello March 🌼🌻🌺
Maro ianareo no manontany livraison, dia atombontsika amin'ny 3km manodidina an'Ampasanimalo aloha dia jerena izay toerana lavitra amin'ny manaraka 😊 kony a 😉😉
Ireto izany aloha ny toerana anaovana livraison :
=> Ambanidia, Manakambahiny, Tsimbazaza, Ankatso, Mausolée, Ambatoroka, Ambohipo, Ambohimiandra, Mandroseza, Betongolo, Avaradoha, Ampasapito, Nanisana, Bel'air, Andravoahangy ambony, Rasalama, Besarety, Ankadifotsy, Antanimena, Ambohijatovo, Analakely, Anosy, Mahamasina 🌼🌻🍀
3.000Ar ny frais de livraison 😍😘
PS: Prise de commande à partir de 11h jusqu'à 16h sur mp ou appelez le +261349820363
😍😋🍖🍡🍢🍗

🍖🍗🍡N O U V E A U T É 😍😍😍Efa afaka manao commande Canard laqué isika amin'ny vidiny 60.000Ar ny iray manontolo (canard la...
20/02/2023

🍖🍗🍡N O U V E A U T É 😍😍😍
Efa afaka manao commande Canard laqué isika amin'ny vidiny 60.000Ar ny iray manontolo (canard laqué entier) 🍗🍖🐦
PS: 2 andro mialohan'ny ilàna azy ny commande tompoko 😉
🍗🍖🍡🍢 Dia efa misy koa ny plat CANARD LAQUÉ + Tagliatelles de légumes/pommes sautées amin'ny vidiny 15.000Ar 😋😋😋
Immeuble Le Colisée Ampasanimalo 3eme Etage Box 2 😍

Coucou daholo 😉😍Raikitra indray fa ataontsika MISAO FUMI 🍝🍜🍛🍲 indray ny PLAT VEDETTE 😋😋😋 amin'ity herinandro ity Miam Mi...
20/02/2023

Coucou daholo 😉😍
Raikitra indray fa ataontsika MISAO FUMI 🍝🍜🍛🍲 indray ny PLAT VEDETTE 😋😋😋 amin'ity herinandro ity
Miam Miam be fa 8.000Ar ihany 😉😉😉
Tongava haingana ary aty amin'ny Immeuble Le Colisée Ampasanimalo 3eme etage box 2 😍😍❤❤

Address

Ampasanimalo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 19:00
Tuesday 09:00 - 19:00
Wednesday 09:00 - 19:00
Thursday 09:00 - 19:00
Friday 09:00 - 19:00
Saturday 09:00 - 19:00

Telephone

+261387544352

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fumi Culina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to Fumi Culina:

Share

Category