09/06/2020
🐝🍯🐝🍯🐝🍯🐝
TANTELY PALISSANDRE PUR no atolotrin'ny orinasa "VOKATRA" ho anao sady amin'ny vidiny mirary.
Vidiny : 15 000 MGA (75 000 fmg) ny litatra
Toerana : Mahazo RN2 pk6
Manao LIVRAISON izahay isaky ny Zoma ihany ka ny Alakamisy amin'ny 4 ora hariva no fandraisana commande farany.
Raha mahaliana anao ny tolotra dia antsoy ny +261 39 18 128 82 na mandefasa hafatra miafina na MP amin'ny pejy.
🐝🍯🐝🍯🐝🍯🐝
Manasa anao anao j'aime 👍 ny pejy