18/06/2026
Aza adinoina fa mandray commande ho an'ny événement rehetra izahay a!
Ao anatin'izany ny ho an'ny fête des pères.
Koa aza misalasala mifandray aminay fa ho afa-po ianao.
🤑 portion manomboka 4500ar
📲 0344823227 na Mp no andefasana ny commande
🏠🚙 Manao livraison izahay, frais arakaraka ny toerana
❤❤