Fum'Mii

Fum'Mii Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fum'Mii, Restaurant, Ambohibao Andranoro, Antananarivo.

🌸 MAMA… NENY… MAMAN… 🌸Na inona na inona anarana iantsoanao azy,izy ilay olona nitondra anao 9 volana an-kibo,niambina, n...
29/05/2026

🌸 MAMA… NENY… MAMAN… 🌸
Na inona na inona anarana iantsoanao azy,
izy ilay olona nitondra anao 9 volana an-kibo,
niambina, nikarakara ary tia anao tsy misy fepetra ❤️🥰
Amin’izao Fetin’ny Reny izao,
aza fitiavana tsotra ihany no atolotra azy…
fa omeo tsiro sy hafaliana tsy hay hadinoina 😋🔥
🍗 Akoho be fumé
🥩 Kitoza manitra sy matsiro
✨ Tsiro tena miavaka, vita am-pitiavana
Satria mendrika ny tsara indrindra i Neny ❤️
💌 Passez commande en privé
🔥 Fum’Mii — Le vrai goût du fumé
✨ Bonne fête à toutes les mamans ✨
Vehivavy mahery sy sarobidy ianareo ❤️

Hey²🥰 Les fêtes seront bientôt làVenez passer commande chez nousVous n'en reviendrez pas du goût🤤Passez directement en p...
15/05/2026

Hey²🥰
Les fêtes seront bientôt là
Venez passer commande chez nous
Vous n'en reviendrez pas du goût🤤

Passez directement en privé pour plus d'info ou pour passer commande
PS: Nos produits sont indiqués sur la carte en photo

Fum'Mii🥰C'est l'art du fuméVenez passer commande en privéPour fêter Pâques avec nos viandes spécials fumés😊🥳1. Poulet la...
04/04/2026

Fum'Mii🥰
C'est l'art du fumé

Venez passer commande en privé
Pour fêter Pâques avec nos viandes spécials fumés😊🥳

1. Poulet laqué fumé
2. Tsatsiou boeuf
3. Nem spécial Fum'Mii

🥰 Salanitra eee!Ndao ary ho fantarintsika kely hoe manao ahoana ireo vokatra fumé azonao jifaina eto amin’ny pejy 👊🏼🔥 In...
17/03/2026

🥰 Salanitra eee!

Ndao ary ho fantarintsika kely hoe manao ahoana ireo vokatra fumé azonao jifaina eto amin’ny pejy 👊🏼

🔥 Inona no mampiavaka azy?

✅ Fumé avokoa ny vokatra rehetra eto amin’ny pejy.
Andrahoina amin’ny setroka manokana izy ireo, fa tsy fumage à l’air libre na amin’ny masoandro.

✅ Technique manokana no ampiasainay ka mahatonga ny tsiro ho tena miavaka sy mafilotra 😉

✅ Madio sy manaraka fenitra ara-pahasalamana ny fikarakarana 🙌🏼

✅ Prêt à manger: tsy mila andrahoina intsony fa tonga dia azo hoanina avy hatrany 😋

🌟 TSIRO: tsy fahita firy, miavaka ary tena mahafinaritra.

🎉 Ho avy ny Asaramanitra – Taom-baovao Malagasy!
Aza miandry farany, alefaso sahady ny commande-nao 🥰

📩 Commande: manasa anao hiditra hafatra miafina raha hanao commande na raha mila fanazavana fanampiny

Bonjour eeeeDimanche miavaka ny anay, niaraka tamin'ny vady aman-janaka mihitsy ny fanatanterahana ny asa aman'andraikit...
15/03/2026

Bonjour eeee
Dimanche miavaka ny anay, niaraka tamin'ny vady aman-janaka mihitsy ny fanatanterahana ny asa aman'andraikitra anio,
Tsy mitsahatra ny manome fahafaham-po ho anareo mpanjifa hatramin'izay sy ireo izay vao hanjifa ato aminay izahay eto amin'ny Fum'Mii
Mirary alahady sambatra ho antsika mianakavy ary ohh

Week-end réussi grâce à la confiance de nos clients 💯🔥Week-end be vibe 😮‍🔥🔥Misaotra anareo mpanjifa fa tena nanohana!Ila...
04/03/2026

Week-end réussi grâce à la confiance de nos clients 💯🔥
Week-end be vibe 😮‍🔥🔥
Misaotra anareo mpanjifa fa tena nanohana!
Ilay hena? Level hafa mihitsy… vao tafapetraka dia lany 💨😂

Misaotra ry team 🙌🔥
Tsiro miakatra, stock midina 😅
Commande misokatra… fa haingana be no lany!

Akory aby eeeeee👋👊Miala any miala any eeee🤪Miala any ny akoho eee🐓🐓Miala any miala any eeee😂Miala any ny akoho eeee🐓🐓🐓Sa...
07/02/2026

Akory aby eeeeee👋👊

Miala any miala any eeee🤪
Miala any ny akoho eee🐓🐓
Miala any miala any eeee😂
Miala any ny akoho eeee🐓🐓🐓

Santionany fotsiny ireto ann
( poulet fumé laqué😱🤤 )
Mandray commande hatrany izahay sur mp🥰

🔔🔔🔔🔔🔔🔔🔔🔔🔊🔊🔊🔊🔊🔊🔊Tapitra ny lalao ary ee📢📢 Tsy kivy² izay tsy nahazo an☺Mbola ho avy ny lalao manaraka ahazahoantsika Fum'...
06/02/2026

🔔🔔🔔🔔🔔🔔🔔🔔
🔊🔊🔊🔊🔊🔊🔊
Tapitra ny lalao ary ee📢📢

Tsy kivy² izay tsy nahazo an☺
Mbola ho avy ny lalao manaraka ahazahoantsika Fum'Mii🥰

Arahabaina ny nahazo ny 1er lot Boueni JacKaël Olo Hely lot Kaël Olo Hely 🥳🎉🎊
Mba mp eto amin'ny ianareo 2 lahy azafady🥰

Misaotra antsika rehetra nandray anjara🙏🤗
Mitohy hatrany ny fandraisana commande sur mp ☺😻

09/08/2024

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! Manambina Randrianasolo, Angelos Razafindraibe, Tsirizo Lapi Ramanamisata

Arôôôôooooo,Avy koa fety ti niany eeeeePentecote sy fête des mères🥰🥰Mandray commande fon izahay so tara anao 😉Fumé jiaby...
06/05/2024

Arôôôôooooo,
Avy koa fety ti niany eeeee
Pentecote sy fête des mères🥰🥰
Mandray commande fon izahay so tara anao 😉
Fumé jiaby produits tsika
Misy kitoza ,akoho, gana, bengy ary ondrikondrika,afaka ataotsika tsatsiou ny kitoza ,laqué ra tianao mamy² 🤤🥰
Misy koa nem sy sambos miaraka amin'ny sauce voanjo tena matsiro

Vidiny? Efa nataotsika mirary😉😊

Misy boisson koa amintsika ato ho an'izay tia mafanafana, Made inMade in 308 - Rhum Arrangé

03/04/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Gracieuse Rakotomamonjy, Orlandie Wivah, Majunga Sera

Address

Ambohibao Andranoro
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fum'Mii posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category