04/09/2026
📍 VISITE ORGANISÉE – SAMEDI 05 SEPTEMBRE! 🌿
DOMAINE D'ANTSAPANDRANO
Mitady tany hanatanterahana ny tetikasanao ve ianao? 🤩
Aza adino ny Visite organisé ao amin’ny Domaine d’Antsampandrano amin’ity Sabotsy ity!
🕘 09 ora – Fihaonana eny amin’ny birao (Transport Commun)
🕚 11 ora – Fihaonana eny Somacou (Transport privé)
✨ Araraoty izao fotoana izao hijerena mivantana ny toerana sy ireo tany mbola azo isafidianana!
📞 038 80 800 07
038 80 800 13
📧 [email protected]
👉 Misorata anarana dieny izao ary aza adino ny fotoana!