Am-bava Homana

Am-bava Homana Vente de repas et goûter en ligne, service de livraison

Ndao indray averintsika Ilay sakafo matsiro be tianareo eeeh 📢📢❌Efa ireo ambany ireo ny menu pour la semaine Dia efa amb...
18/03/2025

Ndao indray averintsika Ilay sakafo matsiro be tianareo eeeh 📢📢

❌Efa ireo ambany ireo ny menu pour la semaine Dia efa amboary ny programme🤗
Tsy avelanay mandoa vola ianareo raha tsy afa Po 🤩

Salama daholo isika rehetra😊Tonga indray ary ny fotoana hitondràna zava-baovao ho anareo, anisan'izany ny beignets de cr...
10/02/2024

Salama daholo isika rehetra😊

Tonga indray ary ny fotoana hitondràna zava-baovao ho anareo, anisan'izany ny beignets de crevettes mibontsina tsara, mikarepoka tsara😋🥰
Araho ary ny pejy fa ho avy mamiratra ny tsakitsaky vaovao ho kifenareo jiaby🤩😘

Coucou les bouffs Lovers🤩Tolotra vaovao ato amin'ny Am-bava Homana 😋_Nouilles chinoises 🥡_Hamburger 🍔_Jus de fruit 🍹    ...
08/11/2023

Coucou les bouffs Lovers🤩

Tolotra vaovao ato amin'ny Am-bava Homana 😋
_Nouilles chinoises 🥡
_Hamburger 🍔
_Jus de fruit 🍹

20.000ar😱
_Nouilles chinoises 🥡
_Cuisse de poulet laqué 🍗
_Jus de fruit 🍹

20.000ar 😘
Efa natao amin'izay fahefanareo mividy mihitsy fa mp na antsoy avy hatrany ny laharana 0385272095 🙏

Tsy misy vina amintsika intsony angamba ny sakafo Malagasy mampilelamolotra 😋Manaramolotra by Am-bava Homana 😍😛038527209...
07/10/2023

Tsy misy vina amintsika intsony angamba ny sakafo Malagasy mampilelamolotra 😋

Manaramolotra by Am-bava Homana 😍😛
0385272095 na mp avy hatrany🤩

Ça vous dit un plat chinois ? 😛Tout simplement du poulet laqué et vous serez au 7ème ciel 😜😋Nous sommes toujours à votre...
06/10/2023

Ça vous dit un plat chinois ? 😛

Tout simplement du poulet laqué et vous serez au 7ème ciel 😜😋

Nous sommes toujours à votre disposition pour vous faire plaisir dans la saveur et l'amour de manger ❤️

Betsaka ianareo no nangataka hoe ampio ilay sakafo fa tsy ampy anareo🤩Ireto ary ny valin'ny fangatahanareo❤️😋 satria tia...
05/10/2023

Betsaka ianareo no nangataka hoe ampio ilay sakafo fa tsy ampy anareo🤩

Ireto ary ny valin'ny fangatahanareo❤️😋 satria tianay be ianareo dia nataonay arak'izay notadiavinareo ny carte 😛

Mampilendalenda veeee😜
Ao amin'ny mp na antsoy avy hatrany ny laharana 0385272095 😍fa vonona handray anareo hatrany ny Am-bava Homana 🙏

05/10/2023

Faly miarahaba antsika rehetra mpankafy sy mpanaraka ny Am-bava Homana rehetra🤩

Pour infos ry reto mba iray andro mialoha isika no mi passer commande🙏

Pv na miantso avy hatrany ny laharana 0385272095 foana ny fandefasana commande dia bisous daholo❤️😘

Mitohy hatrany ny fandraisana ny commande nareo am-pitiavana be 😍Toa hoe mampilendalenda be ny Am-bava Homana 😛😋Alefaso ...
05/10/2023

Mitohy hatrany ny fandraisana ny commande nareo am-pitiavana be 😍

Toa hoe mampilendalenda be ny Am-bava Homana 😛😋

Alefaso aingana ny commande ao amin'ny mp na antsoy avy hatrany ny laharana 0385272095 📞🤩

Ça vous tente une crêpe spéciale charcuterie 😍😛Vous pouvez passer la commande en pv ou appelez directement le 0385272095...
04/10/2023

Ça vous tente une crêpe spéciale charcuterie 😍😛

Vous pouvez passer la commande en pv ou appelez directement le 0385272095 🙏❤️

Et voilà les amateurs de cuisine authentiqueLa carte officielle de Am-bava Homana 😘N'hésitez pas à passer vos commandes ...
04/10/2023

Et voilà les amateurs de cuisine authentique
La carte officielle de Am-bava Homana 😘
N'hésitez pas à passer vos commandes en pv ou appelez directement le 📞: 0385272095

Address

Mandroseza
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Telephone

+261385272095

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Am-bava Homana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to Am-bava Homana:

Share