Picnic BOOF

Picnic BOOF Sakafo sur commande
Ara-pahasalamana
Tsara tsiro
Maro azo isafidianana
Vidiny mirary

14/05/2024
Miam miam , weekend manaraka eo tsy aleonao hiarahana aminay 👉Commande 24 h avant 👉50 % avance Fruit de mer (langouste s...
14/05/2024

Miam miam , weekend manaraka eo tsy aleonao hiarahana aminay
👉Commande 24 h avant
👉50 % avance
Fruit de mer (langouste sns ) mila 3jr avant mba ahafahanay manafatra mba ho frais tsara ny sakafo ho haroso anao
Contact : 0338535555/0389767840

Hummmn matsiro lotra hafaka manao commande aminay ianao na snack snack  na grillade , na  fiançailles , mariage , pote à...
14/05/2024

Hummmn matsiro lotra hafaka manao commande aminay ianao na snack snack na grillade , na fiançailles , mariage , pote à Dieu dia aza misalasala hafaka manomana sakafo mifanaraka amin'ny budget anao izahay
Antsoy mivantana ny : 0338535555
038 9767840

Week end 🥰😋Passez vos commandes 😉😊😊
05/05/2024

Week end 🥰😋

Passez vos commandes 😉😊😊

23/01/2024
😋😋🥂
14/01/2024

😋😋🥂

MADIO, ARA PAHASALAMANA , MATSIROka inona no andrasanaoMandray commande izay hitsangatsangana ny alahady le 08/10/23 iza...
06/10/2023

MADIO, ARA PAHASALAMANA , MATSIRO
ka inona no andrasanao

Mandray commande izay hitsangatsangana ny alahady le 08/10/23 izahay manomboka androany le 06 /10/23 au 07/10/23 à midi

😍😍1000 Ar daholo an Misy isan'andro Manao livraison plus de 10 azonao halaina ihany koa Ety Ambohibao no misy anay DIA A...
06/10/2023

😍😍1000 Ar daholo an
Misy isan'andro
Manao livraison plus de 10 azonao halaina ihany koa
Ety Ambohibao no misy anay

DIA AZA ADINO NY flancs sy ny yaourts 500 Ar
Contact : +261338535555

Address

Antananarivo

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261346514609

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Picnic BOOF posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share