11/09/2025
🌸FINTINIKO ato ilay « vidéo » mahakasika ny fanenana kibo ho an’ireo tsy afaka nijery !☺️
👉🏻Raha HANENA KIBO dia ireto avy no tokony atao:
✅ Hanalana ny tavy : « Régime alimentaire » na « Rééquilibrage alimentaire », kely « glucides » fa betsaka « fibres » sy « protéines »
✅Hanalana ny rivotra : Ahena ny fihinana « féculents » (sakafo vita amin’ny lafarinina fotsy) sy « légumineuses » (voamaina), kolokoloina ny « microbiote intestinale » amin’ny alalan’ny fihinanana « kefir » , yaourt … fadio ny mihinana antibiotika matetika loatra indrindra tsy nahazoana alalana tamin’ny dokotera ary atao izay hampihena sy hanalana ny raritsaina (stress)
✅ Hanalana ny rano : ahenao ny sira
✅ Hampiasa tsara ny tsinay, sy hiarovana amin’ny « constipation »: misotroa rano ampy, sakafo be « fibres », « massage abdominale circulaire » amin’ny diloilo « coco »
✅ Hanamafisana ny « muscles » sy « paroi abdominale » : kotrana (abdominaux)
🌸ZARAO fa mety hahasoa ny hafa ☺️
Docteur Amitia 🩷
👌🩷