AMI'S FOOD

AMI'S FOOD Pâtisserie, Petits fours, Pizza, etc. Pour tout événement, n'hésitez pas à nous contacter ❤️

Heyy 🤗🍕 Envie d’une délicieuse pizza ?Votre pizza préférée est livrée directement chez vous, où que vous soyez !Profitez...
04/06/2026

Heyy 🤗

🍕 Envie d’une délicieuse pizza ?

Votre pizza préférée est livrée directement chez vous, où que vous soyez !

Profitez de nos délicieuses pizzas à prix imbattables :

🍕 GM : 18 000 Ar
🍕 PM : 12 000 Ar

🚚 Livraison gratuite en ville

N’attendez plus, passez votre commande dès maintenant !

📞 034 02 483 10 ou MP

Coucou daholo ❤️Izany ny pizza aux crevettes vao mafana be ry zareo an 🍤 Matsiro io annn ❤️ Misaotra anareo clients mank...
25/05/2026

Coucou daholo ❤️

Izany ny pizza aux crevettes vao mafana be ry zareo an 🍤 Matsiro io annn ❤️ Misaotra anareo clients mankafy sy tsy mahafoy ny pizza ato aminay 🥰

( Hisy vokatra vaovao be ho avy tsy ho ela fa aza miala lavitra 🥰🥰 )

Bonne soirée daholo ❤️

Coucou daholo ny mpankafy pizza isany ooo 🍕😜🥰❓Mba lazao hoe ? Inona no tena mba hitiavanareo pizza anakiray ❓Izany aloha...
22/05/2026

Coucou daholo ny mpankafy pizza isany ooo 🍕😜🥰

❓Mba lazao hoe ? Inona no tena mba hitiavanareo pizza anakiray ❓

Izany aloha ny sary mampilendalenda be eee 😁😁
Mitsonitsonika tsara sady feno fromage tsara ny pizza antsika fa tsisy hoe ajanona zany ny sisiny ann 😜

Antsoy izahay raha hanaovana ( 0340248310 ) na mandefasa MP fa livraison gratuite hatrany ny eto amin'ny ville 🏍️ 🤗

Bonne journée daholo 😘

Coucou daholo ! 🤗Sao variana amin'ny pizza eo nareo fa tena mbola manao gâteau foana koa izahay ann 😊 izany ary ny Wafer...
21/05/2026

Coucou daholo ! 🤗

Sao variana amin'ny pizza eo nareo fa tena mbola manao gâteau foana koa izahay ann 😊 izany ary ny Wafer long cake eh 😜 Gâteau tendance be amin'izao, mihaja kely, 1m50 be izao ny alavany, pour 100 personnes 🥰

Kopatanana be ho an'ilay cliente ni commande azy ity 🤗 Mankasitraka ny amin'ny fahatokisana anay foana 🥰

Prix mirary be foana ny antsika kanefa ny kalitao koa tsy atao latsadanja 🥰 Tsy maitsy atao afapo foana ianareo 🤩 dia izahay koa 😜😂

Portion nature : 3500ar
Portion au chocolat : 4000ar
Portion tout choco ou fruitée : 4500ar

Carton à partir de 3000ar 😊
Prise de commande : 2 jours avant
Acompte 50% obligatoire lors de la confirmation de la commande.
Contact rapide : 0340248310 ☎️

Une famille unie reste soudée malgré les difficultés de la vie. Grâce à l’amour, au respect et au soutien mutuel, elle t...
16/05/2026

Une famille unie reste soudée malgré les difficultés de la vie. Grâce à l’amour, au respect et au soutien mutuel, elle trouve toujours la force de surmonter les épreuves ensemble. Même dans les moments compliqués, la joie, la solidarité et l’affection gardent la famille forte et heureuse.

Alors, gardons notre sourire et tout ira bien 🥰 Marchons avec Jésus ❤️



Bonjour ! 🤗Misaotra anareo rehetra nanjifa ny promo antsika omaly fa tena milay nareo 🎉❤️Mitohy foana ny fandraisana com...
02/05/2026

Bonjour ! 🤗

Misaotra anareo rehetra nanjifa ny promo antsika omaly fa tena milay nareo 🎉❤️

Mitohy foana ny fandraisana commande PIZZA ann 🍕

🍕 PM - 12000ar
🍕 GM - 18000ar

🍕 BE FROMAGE - MALEFAKA BE - MORA BE 🍕
❤️ Ao amin'ny commentaires ny menu ❤️

🛵 Livraison gratuite (ville)
☎️ 0340248310 na MP avy hatrany ❤️

Heyyy ohhhh!! 🎉🎉🍕📢 PIZZA GM 2 = 30000ar 📢🍕Ho fampifaliana antsika rehetra amin'izao fiverenanay izao sy amin'izao andro ...
01/05/2026

Heyyy ohhhh!! 🎉🎉

🍕📢 PIZZA GM 2 = 30000ar 📢🍕

Ho fampifaliana antsika rehetra amin'izao fiverenanay izao sy amin'izao andro tsy fiasana izao, dia 30000ar monja dia mahazo pizza GM 2 matsiro beeee ianao 😱🍕

👌 Araraoty ity promo ity fa anio 1er mai ihany no misy an'zao ann👌

🍕 BE FROMAGE - MALEFAKA BE - MORA BE 🍕
❤️ Ao amin'ny commentaires ny menu ❤️

🛵 Livraison gratuite (ville)
☎️ 0340248310 na MP avy hatrany ❤️

Akory eee! Nitsena vahiny kely izahay aloha omaly sy androany! Hijanona kely aloha ny fandraisana commande ato ho ato! H...
13/04/2026

Akory eee!
Nitsena vahiny kely izahay aloha omaly sy androany! Hijanona kely aloha ny fandraisana commande ato ho ato! Holazaina eo ihany ny fiverenanay!

Bon vendredi ❤️❤️Raha te hihinana 🍕 dia :Mp na miantso ny 0340248310 / 0348588695 😁Pizza aux crevettes izao ity fa misy ...
20/03/2026

Bon vendredi ❤️❤️

Raha te hihinana 🍕 dia :
Mp na miantso ny 0340248310 / 0348588695 😁

Pizza aux crevettes izao ity fa misy karazany hafa afaka hisafidianana tsara ann 🍕🥰

LIVRAISON TOUJOURS GRATUITE en ville 🏍️🤗

🍕🍤🔥 Izany ny PIZZA aux crevettes fa efa manentoento be 🍕🍤🔥🍕 18000ar fotsiny dia mahazo GM 🍕🍕 12000ar fotsiny dia mahazo ...
12/03/2026

🍕🍤🔥 Izany ny PIZZA aux crevettes fa efa manentoento be 🍕🍤🔥

🍕 18000ar fotsiny dia mahazo GM 🍕
🍕 12000ar fotsiny dia mahazo PM 🍕

Misy karazany hafa fa tsy io ihany ann🥰🥰 ary be fromage be daholo foana annn❤️
LIVRAISON GRATUITE (ville) 🥰

Mp / 0348588695 / 0340248310

Address

Anosipatrana
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261348588695

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AMI'S FOOD posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category