K'Endy Endy

K'Endy Endy Envie de manger des produits tel réaliser chez soi? K'ENDY ENDY vous offre de nouvelle sensation de saveur avec des produits que vous connaissez déjà.

"Sensation différente avec K'ENDY ENDY"

Kely sisa kely sisaaaaZava baovao hoavy atsioatsy
25/07/2023

Kely sisa kely sisaaaa
Zava baovao hoavy atsioatsy

Miam miamMikarepodrepokaMety iverina mora mora izahay ah Inona izao mety manentana anareo😊Otrany matsiro izy izany, raik...
05/07/2023

Miam miam
Mikarepodrepoka
Mety iverina mora mora izahay ah
Inona izao mety manentana anareo😊

Otrany matsiro izy izany, raiketina ary sa tsia.

Tanisai kely hoe inona re zao no tinareo ho hita zavatra tsy mbola fahita
Alefao daholo zay mandalo antsaina rehetra

Miarahaba antsika rehetraNohon'ny Antony maro samihafa dia mihidy i K'Endy Endy fotoana tsy voafetra, fa miverina eo iha...
29/04/2021

Miarahaba antsika rehetra

Nohon'ny Antony maro samihafa dia mihidy i K'Endy Endy fotoana tsy voafetra, fa miverina eo ihany izahay aza manahy.

Mirary soa antsika rehetra sahady dia afaka fotoana fohy indray mihaona ehhhh

Mazotoa

26/04/2021

Mino izahay fa tsy nanao toy izao ianareo rehefa ninana ilay chips 😅😅😅😅

Gaga eo ny ray trano

Na dia somary nanahirana kely ary ny andro androany dia voatitra ihany ireto commande voalohany ireto,Misaotra anareo na...
23/04/2021

Na dia somary nanahirana kely ary ny andro androany dia voatitra ihany ireto commande voalohany ireto,
Misaotra anareo nanjifa

Course bee ahhh☺️ fa ampitsikina fona

Handamina kely vetivety aloha izahay dia milaza eto rehefa mandray commande indray

Bon week end confiné Jiaby eh

22/04/2021

MISESY LOTRA IZY ZANY KA ...

Tsia velively tsy misesy ka fa amoka formule sy vidiny fotsiny izahay, satria afaka micommande ianareo izao dia aterinay rahampitso ( satria mbola karakaraina ampitiavana be)

Mbola ferana ho 100 pack eo alo fa amin'ny herinandro amin'ny taonina ny tonga sy karakaraina nareo ndray no leo eo

Toy izao ary ny momban'ilay Formule K'Endy Chips

Formule K'Endy Chips 3000 Ar
- Chips izay safidinao ( ovy, vomanga, saonjo/ tsotra na a l'ail)
- Miampy sauce mini 1 25 ml ( izay safidinao amin'ireo maro be ireo)
- Miampy sauce maxi 1 50 ml ( izay safidinao amin'ireo maro be ireo)

Formule Maxi K'Endy Chips 5000 Ar
- Chips izay safidinao ( ovy, vomanga, saonjo/ tsotra na a l'ail)
- Miampy sauce mini 1 25 ml ( izay safidinao amin'ireo maro be ireo)
- Miampy sauce maxi 1 50 ml ( izay safidinao amin'ireo maro be ireo)

Sweet and Spicy ihany alo angamba no mbola tsy misy fa amin'herinandro efa tonga mavesatra
Ny fanampina sauce rehetra dia vidina amin'ny vidiny mirary

25 ml = 500 ar
50 ml= 1000 ar

Marihina fa ny livraison dia en sus

Misaotra ohh

Chips ve dia miavaka ?Keep Calm alo dia jereo ito...Eo ihany ilay Chips fa ito no tena mampiavaka any K'Endy Endy dia mi...
22/04/2021

Chips ve dia miavaka ?

Keep Calm alo dia jereo ito...
Eo ihany ilay Chips fa ito no tena mampiavaka any K'Endy Endy dia miaraka amin'ireo chips ireo dia hisy sauce...
Sady sauce natokana hoan'izany mihintsy ilay izy

Ireto avy ary misy ny efa mahazatra toy ny
- Ketchup
- Mayonnaise
- Fromage

Misy kosa ireo hafa kely mba mitsidika tontolo vaovao:
- Tzatziki
- double cheese
- Sweet & Spicy
- Créme oignon
- Créme à l'ail

Iny hono izy fa tamy mitondra Chips...Na dia somary taraiky ary izahay dia ambara fa misokatra ny vokatra voalohany ho z...
22/04/2021

Iny hono izy fa tamy mitondra Chips...

Na dia somary taraiky ary izahay dia ambara fa misokatra ny vokatra voalohany ho zarain'ny K'Endy Endy, dia ny K'Endy Endy Chips Artisanales izany.

Chips Artisanales:
- Pomme de terre / Ovy
- Patate Douce / Vomanga
- Taro / Saonjo

Marihina fa izahay mihintsy no manao azy ireo, mamofy, mitetika ary manendy ataonay ampitiavana be

Atreto alo satria vao manmboka dia iray andro mialoha no handraisanay ny "commande" dia aterinay ny ampitso izany

Mbola Antananarivo ville alo fa ny périphérique hoavy miandalana

frais de livraison dia 1000ar - 2000ar

20/04/2021

Mba ela koa ianareo izany mikonokonona ka?

🤣 Tsy izany ka mbola eo ampikarakarana tsara alo izahay mba tsy handiso fanantenana anareo🤗🤗

Ito ramato ito zao efa minana dia mino izahay fa toy izao koa ianareo afaka kelikely 🤣🤣

MIKAREPODREPOKA

20/04/2021

Salama daholo ve isika mpanaraka??
Mitombo miandalana ny isantsika izany ahhh

Efa mananontanona any ilay vokatra voalohany fa avela alo ianareo haka sary antsaina 🤤🤤,
Tsy mbola mahazo mitelindrora alo ah!!! 😋😋🤤🤤

MIAM enoy kely anie ny feo amin'ity "Video"kely ity ehhh 🥡🥡🥡🥡🤣🤣
Lazalazao ao amin'ny " Commentaire" ny hevitrao ary hoe inona izy ity

MIKAREPODREPOKA

Mba inona re ny vokatray voalohany eh ?😆😆😆Mba inona re no mampiavaka azy eh ?🥡🥡😆😆😆Araho tsy tapaka ny Pejy fa hivoka mia...
19/04/2021

Mba inona re ny vokatray voalohany eh ?😆😆😆

Mba inona re no mampiavaka azy eh ?🥡🥡😆😆😆

Araho tsy tapaka ny Pejy fa hivoka miandalana eo ahhh 😋😋😋

MIKAREPODREPOKA

Address

Antananarivo

Telephone

+261322541426

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when K'Endy Endy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to K'Endy Endy:

Share