10/07/2026
🚀 PROMO LIVRAISON — 3 000 Ar ville et périphérique!
Tena marina izany! Hanampy anao amin'ny fanaterana ny entanao izahay:
Fiable - Rapide - Sécurisé ⚡
Sarany: 3 000 Ar fotsiny ny livraison Partout (ville et périphérique, tsy ao anatiny ny zones éloignées sy ireo misy ora manokana).
Tombony manokana: Frais de récup 0 Ar raha toa ka en ville ny toerana hakana ny entana! 🎁
Andao hiara-hiasa! Alefaso PM ny antsipiriany fa vonona hiasa ho anao izahay.
WhatsApp 033 97 988 88
Contact 0324664215 0380801097