25/07/2022
Tsy voatery hiala ao antrano ianao vao afaka manao voyages.
Izahay atoa aminy Street Kaly dia itondra anao amina toerana maro aminy fikarakarana sy fanaterana sakafo sangany eo aminy sehatry ny street food erantany (voyages culinaire).
Ny tolotra omena anao eto dia fikarakarana sakafo ary ny fananterana azy any aminy izay misy anao.
Sakafo roa no nde hanomboana azy :
BRIANI POULET : Tsy lavitra akory fa atsy aminy nosy maurice dia saika feno azy ny arabe, tony ireny hoe tsy nandalo tao ianao ra tsy nihinana azy io. Sakafo tsotra satria vary misy fangaro vitsy vitsy miampy akoho anefa dia tena mafilotra tokoa.
PAD THAÏ AU POULET : Eto indray isika dia somary ikisaka lavidavitra kely ka ho any Thaïlande any, tena saika ny arabe ny tanana lehibe ao amin io toerana io dia aitana azy io daholo. Pattes artisanale novokarina tamina farine de blé sy atody, narahina fangaro maro fa ny tena mampiavaka azy dia ilay fomba fahandro ny nofona akoho sy ireo sauces maro miaraka aminy izay tena mampiaka tokoa any io firenena io.
Manasa anao ary anaraka tsy tapaka ny pejy.