Panier Aro

Panier Aro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Panier Aro, Restaurant, Antananarivo.

31/03/2021

Ronono velona tena tsara vidiny 2200ar litre

FETIM-PIRENENA MAFILOTRA!!!!!VITA ETO NY FAMENONA NY HANIMPITOLOHAHUM!!!🍾🍾🍾🍾
25/06/2020

FETIM-PIRENENA MAFILOTRA!!!!!
VITA ETO NY FAMENONA NY HANIMPITOLOHA
HUM!!!🍾🍾🍾🍾

17/06/2020
TOLOTRA FANAMPINY:Sakafonao herinandro.Aza tara ary mandefa ny commande nao!!!!!!!!
17/06/2020

TOLOTRA FANAMPINY:
Sakafonao herinandro.
Aza tara ary mandefa ny commande nao!!!!!!!!

Mbola mitohy ny amehana ara-pahasalamana na dia efa mia mivaha aza izany ankehitriny.Manampy anao izahay ampihena ny fah...
17/06/2020

Mbola mitohy ny amehana ara-pahasalamana na dia efa mia mivaha aza izany ankehitriny.
Manampy anao izahay ampihena ny fahasahirananao mivezivezy eny antsena,ny fihenan'ny ny fivezivezen'ny vola sy ny fanomezana anao hatrany sakafo voafantina,voadio ary mifono tsara, tena ara-pahasalamana ary tsy mamono antoka anao.

Resaka haninkotrana!!!!!!!Ankoatran'ny vary dia anisan'ny foto-tsakafon'ny Malagasy ny haninkotrana: Mangahazo, saonjo k...
08/06/2020

Resaka haninkotrana!!!!!!!
Ankoatran'ny vary dia anisan'ny foto-tsakafon'ny Malagasy ny haninkotrana: Mangahazo, saonjo katsaka, vomanga...
Azo atao ody ambavafo (goûter) na solontsakafo(repas) ihany koa.
Tsy misahirana mitady intsony ianao; afaka mamatsy anao an'ireo vokatra ireo ny "Panier Aro", voafantina,voadio, voakarakara,tonga dia vonona.

Aza misalasala isika mpanjifa fa ny tolotra amin'ny voankazo sy ny legioma mitohy foana a! Vaovao lalandava ny vokatra!!...
06/06/2020

Aza misalasala isika mpanjifa fa ny tolotra amin'ny voankazo sy ny legioma mitohy foana a! Vaovao lalandava ny vokatra!!!!!!!!
Ny "point de vente" ihany koa efa tsy ho ela.
Aiza indray no ahita e! Sady voafantina, voadio tsara ara-pahasalamana tonga eo ambaravarana!koa alefao ny commande e!!!!!!!!!!!!!

Valin'ny fangatahanareo mpanjifa dia ireto ary ilay ronono velona!!!!Fanamarihana:Ronono vaovao tsy misy fangaronyAmidy ...
06/06/2020

Valin'ny fangatahanareo mpanjifa dia ireto ary ilay ronono velona!!!!
Fanamarihana:
Ronono vaovao tsy misy fangarony
Amidy amin'ny tavoahangy 1,5l

Tolotra manaraka ny pack: Ireo 10 voalohany manao commande hatramin'ny rahampitso atoandro amin'ny 12 ora dia tsy misy "...
04/06/2020

Tolotra manaraka ny pack: Ireo 10 voalohany manao commande hatramin'ny rahampitso atoandro amin'ny 12 ora dia tsy misy "frais" ny fanaterana.
Manasa ary o!!!!!!!!!!!!!!!!!!

Tolotra manokana ho an'ny fetin'ny Reny,Pack:Entrée +laoka+desserts_legioma isan_karazany_ronono velona 1litatra_akoho g...
04/06/2020

Tolotra manokana ho an'ny fetin'ny Reny,
Pack:Entrée +laoka+desserts
_legioma isan_karazany
_ronono velona 1litatra
_akoho gasy 1 (velona na efa voakarakara)
_akondro na voasary
Alefao ny "commande" Tonga dia vita ny fihetsenana ! Aza misalasala intsony !!!!!!!!!!!!

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261345006386

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Panier Aro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category