Maka - Fy

Maka - Fy Mon plaisir c'est votre satisfaction
📞 033 60 492 55 😋😍

Te hanao surprise ho an'i neny ve? 💝Iza amin'ireto no tianao? misafidiana iray na tonga dia izy roa dia alefaso aingana ...
28/05/2026

Te hanao surprise ho an'i neny ve? 💝
Iza amin'ireto no tianao? misafidiana iray na tonga dia izy roa dia alefaso aingana ny commande ❤‍🔥💃🏻

📞 033 60 492 55

Manao livraison izahay 🫶🏻


Salama arivariva o 🥰Tsy andrinay ny rahampitso izarana aminareo izao message mamy kelinay izao 🥹Tena faly izahay rehefa ...
28/05/2026

Salama arivariva o 🥰
Tsy andrinay ny rahampitso izarana aminareo izao message mamy kelinay izao 🥹
Tena faly izahay rehefa afa-po ianareo 💝

Hello 🙆🏻Ireto misy modèle gâteau fête des mères ❤ afaka ianareo koa anefa no manome modèle atao surprise an'i neny ❤‍🔥🫶🏻...
28/05/2026

Hello 🙆🏻
Ireto misy modèle gâteau fête des mères ❤ afaka ianareo koa anefa no manome modèle atao surprise an'i neny ❤‍🔥🫶🏻




📞 033 60 492 55

🛵📦 Livraison possible

27/05/2026

Croissant au fromage tena matsiro sy azo hoanina @ fotoana rehetra 🥐❤

Manao livraison izahay 🤗

📞 033 60 492 55


✨ Rehefa hanafatra gâteau ianareo, aleonareo: 💌 mandefa modely tianareo sa 🎂 misafidy mivantana ireo créations ato amin’...
27/05/2026

✨ Rehefa hanafatra gâteau ianareo, aleonareo: 💌 mandefa modely tianareo sa 🎂 misafidy mivantana ireo créations ato amin’ny page dia averina mitovy tsara? 🤍

Lazao anay amin’ny commentaire 👇

Heyyy 🤔❤Tsy mbola vita ny fety fa efa ho avy indray ny fetin'ny reny anh 🥰Aza adino ny gâteau an'i neny ❤‍🔥📞 033 60 492 ...
26/05/2026

Heyyy 🤔❤
Tsy mbola vita ny fety fa efa ho avy indray ny fetin'ny reny anh 🥰
Aza adino ny gâteau an'i neny ❤‍🔥

📞 033 60 492 55



✨ Mirary Pentekôty sambatra ho anareo rehetra.Enga anie ny Fanahy Masina hitondra fiadanana sy fitahiana eo amin’ny fiai...
24/05/2026

✨ Mirary Pentekôty sambatra ho anareo rehetra.
Enga anie ny Fanahy Masina hitondra fiadanana sy fitahiana eo amin’ny fiainanareo 🤍

🍰 Maka - Fy

🍰🤍 Chez Maka-Fy, nous réalisons également de délicats mini cakes, aussi élégants que savoureux ✨📩 Commande ouverte📞 033 ...
23/05/2026

🍰🤍 Chez Maka-Fy, nous réalisons également de délicats mini cakes, aussi élégants que savoureux ✨

📩 Commande ouverte
📞 033 60 492 55

Ah lala 😭❤❤Tena hoe babo amin'ilay cake ny admin 😅🥰Alefao ny commande-nareo fa ataonay manjakely ohatran'izao 🤤📞 033 60 ...
22/05/2026

Ah lala 😭❤❤
Tena hoe babo amin'ilay cake ny admin 😅🥰
Alefao ny commande-nareo fa ataonay manjakely ohatran'izao 🤤

📞 033 60 492 55

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maka - Fy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category