Hanina

Hanina HANINA à base d'amour et de Passion

Ny rendez-vous de la semaine antsika ooo😉 Mi-compte daholo na sur place na à livrer na récuperation anh 😉Izay fa soavà n...
18/09/2026

Ny rendez-vous de la semaine antsika ooo😉 Mi-compte daholo na sur place na à livrer na récuperation anh 😉

Izay fa soavà ny faran’ny herinandro 🥰

⚠️ Exceptionnellement , 14h izahay no mihidy rahampitso samedi.

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333

Manasa ihinam-bary ryh sérikely eeeManasa ihinam-bary ryh neny eeeAKOHO BE ny lôka ryh neny eAKOHO BE ny lôka ryh zandry...
16/09/2026

Manasa ihinam-bary ryh sérikely eee
Manasa ihinam-bary ryh neny eee
AKOHO BE ny lôka ryh neny e
AKOHO BE ny lôka ryh zandry e🎶🕺💃

😂🥰Izay hira izay no hentinay hirariana tontolo andro mahafinatra ho anareo ary koa ampatsiahivinay hoe dispo de suite daholo na KIHENDINA PATY AKOHO BE 🍝🍗 na KIHENDIN’AKOHO 🍗🍗na KIHENDINA PATY AKOHO KOREANA 🍝🍗🌶 na KIHENDIN’AKOHO KOREANA 🍗🍗🌶 fa alefaso ny commande 😉

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333

Salamaaa oooo🥰Mirary herinandro milay be ho antsika rehetra indray e 🫶🏼De 10h30 à 18h30 ny Hanina no misokatra anh 😁Alef...
15/09/2026

Salamaaa oooo🥰

Mirary herinandro milay be ho antsika rehetra indray e 🫶🏼

De 10h30 à 18h30 ny Hanina no misokatra anh 😁Alefaso ny commande fa manao livraison izahay 😉

Ity izao anisan’ny be mpitia indrindra ato aminay ato 😍 Burger crispy bacon 🍗🥓Efa miaraka amin’ny accompagnement frite izy io anh😋

Izay fa soavà ny tontolo andro oooo🥰

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333

🍟Midonan-tSETROKA 😋Mirary tontolo andro mahafinaritra e 👋🏼📍Hanina Analamahitsy cité près garage Rasamy📞0344107333
11/09/2026

🍟Midonan-tSETROKA 😋

Mirary tontolo andro mahafinaritra e 👋🏼

📍Hanina Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333

Aleo nareo no hilaza azy 😉Soavà ny herinandro zareo anh🥰Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra ✨Aza adino fa ny M...
08/09/2026

Aleo nareo no hilaza azy 😉

Soavà ny herinandro zareo anh🥰Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra ✨Aza adino fa ny Mardi hatramin’ny Samedi ny Hanina dia eto foana ifanohana aminao 🫶🏼

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333

Promo,promo ôoooooooooooo 📣Promo indray ny poulet rahampitso zareo anhhhh😋20.000Ar ny 10pcs poulet crispy 🍗25.000Ar ny 1...
04/09/2026

Promo,promo ôoooooooooooo 📣

Promo indray ny poulet rahampitso zareo anhhhh😋

20.000Ar ny 10pcs poulet crispy 🍗
25.000Ar ny 10pcs poulet crispy koreana 🍗

Tongava ary ety amin’ny kiosk dia teneno hoe ANAOVANA ILAY POULET PROMO AZAFAAAAAAADY 😉 Mikikakika mintsy sao tsy henon’zareo ao amin’ny comptoir ao 🙄😂 (teneno io sao tsy mahazo eo 😌)

Izay fa de 11h à 17h isika no misokatra rahampitso anh dia SUR PLACE na RECUPERATION ihany ilay PROMO🥰

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞 0344107333

Sady mafana no mikarepoka 🍗😋Efa mandeha ny fanisana ato anh😉Zoma manko androany .Manao livraison foana ihany koa izahay ...
04/09/2026

Sady mafana no mikarepoka 🍗😋

Efa mandeha ny fanisana ato anh😉Zoma manko androany .

Manao livraison foana ihany koa izahay 😊

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333

Voalohan’ny volana ooooo😍Mirary anao ahaomby amin’izay rehetra atao ny Hanina✨✨✨✨Talata hatramin’ny sabotsy isika no mis...
01/09/2026

Voalohan’ny volana ooooo😍

Mirary anao ahaomby amin’izay rehetra atao ny Hanina✨✨✨✨

Talata hatramin’ny sabotsy isika no misokatra anh😁Manao livraison foana koa fa alefaso ny commande😉

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333

Mirary faran’ny herinandro mahafinaritra o 🤩🔔 Zoma androany anh 🫣sao varindriana eo dia lasan’ ny olona ny -50% 😉 ( 10 e...
28/08/2026

Mirary faran’ny herinandro mahafinaritra o 🤩

🔔 Zoma androany anh 🫣sao varindriana eo dia lasan’ ny olona ny -50% 😉 ( 10 et 20 ème plat)

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333

Salama ve nareooo? 🥰Ialana tsiny zareo ny omaly fa nisy tsy fahasalamana tampoka ka tsy afaka nisokatra anh 🙏🏻🥺Androany ...
26/08/2026

Salama ve nareooo? 🥰

Ialana tsiny zareo ny omaly fa nisy tsy fahasalamana tampoka ka tsy afaka nisokatra anh 🙏🏻🥺

Androany kosa izahay efa ato anh 😍 Misokatra amin’ny ora mahazatra ny kiosk ary miverina ihany koa ny service de livraison 😉

Tsy miova ny carte fa atoato kosa izahay dia mampanantena anareo zava-baovao 🫣 Aza miala lavitra!

Izay fa soavà ny tontolo andro ooo ✨

📍Analamahitsy cité près garage Rasamy
📞0344107333

Address

Antananarivo

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261344107333

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hanina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category