Food's for US

Food's for US Sakafo maivana vita amin'ny zavatra vokarina eto madagascar.

Pakosalo, frite magalazo, brockette de
viande ou poulet, lasary, frite akondro,
frite soaniambo, frite batata

30/06/2024
Uhmm😋😋C'est trop bon
10/04/2024

Uhmm😋😋
C'est trop bon

Mbola tsara aby oh🥰🥰Aza hadigno fa mandray commande fo zahay na en pack na en détail 🥰🥰Misaotra indrindra de miandry ana...
12/03/2024

Mbola tsara aby oh🥰🥰
Aza hadigno fa mandray commande fo zahay na en pack na en détail 🥰🥰

Misaotra indrindra de miandry anareo izahay ato am food's for us

Ity ary ny menu ntsika an🥰
De ho an'izay mitady n'y en détail de ireto aby ny zava-misy
- Mangahazo
- Batata
- Sahonambo
- Brochette
- Pakopako
- Lasary

Ny masaka natolotray niany🥰😋Misaotra manohana fona
08/03/2024

Ny masaka natolotray niany🥰😋
Misaotra manohana fona

Mandroso aby lahy ehhAnkaditoho Tsimbazaza atoy misy zahay
06/03/2024

Mandroso aby lahy ehh

Ankaditoho Tsimbazaza atoy misy zahay

Azala eeee, mampite ihinagna😋Aiza aby atsika lay tia tsamotsamoko kara zahay regny😜Mandroso aby eh
04/03/2024

Azala eeee, mampite ihinagna😋

Aiza aby atsika lay tia tsamotsamoko kara zahay regny😜

Mandroso aby eh

Salama aby havagna ato🥰Tsy ny tsiro fogna no tadiavinay ho anao, fa ny endrika ivelany koa☺️☺️ Miezaka mitady izay mahaf...
01/03/2024

Salama aby havagna ato🥰

Tsy ny tsiro fogna no tadiavinay ho anao, fa ny endrika ivelany koa☺️☺️
Miezaka mitady izay mahafa-po atsika jiaby

Ny fahafinaretanareo no tadiavinay, koa aza misalasala ary oh☺️

Mandray commande isan'andro izahay tompoko

Miarahaba antsika rehetra izahay ato Food's for USEla zay nitadiavanareo ny menu nay ato zay, ireto ary izy.marihina fa ...
29/02/2024

Miarahaba antsika rehetra izahay ato Food's for US

Ela zay nitadiavanareo ny menu nay ato zay, ireto ary izy.

marihina fa ny fomba fikarakarana ny sakafo dia amin'ny fomba fandroana any any Avaratra.

Pack Food's for US => 30.000 Ar
(Pakopako, frite magahazo, brochette de viande ou poulet, lasary, frite akondro, frite soanambo + jus star)

Pack Tsara => 20.000 Ar
(Pakopako, frite magahazo, brochette de viande ou poulet, lasary, frite akondro ou frite soanambo)

Pack simple => 10.000 Ar
(Pakopako, frite magahazo, brochette de viande, lasary)

Prix de livraison :
Manodidina Tsimbazaza : 1000 Ar
Antananarivo : 3000 Ar

29/02/2024

Magnano mbolatsara atsika jiaby

Mety magnontany atsika hoe elaela tsy regny "Food's for us", de zao hita koa.
Agnatiny fagnatsaragna tanteraka izahay amin'izao fotoagna izao, ary magnantegna ny hizara vaovao tsara ho anttsika jiaby.

Abonneo ary ny page ntsika tompoko. Merci

Address

III K 47 Aq Ankaditoho
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:30 - 17:00
Tuesday 09:30 - 17:00
Wednesday 09:30 - 17:00
Thursday 09:30 - 17:00
Friday 09:30 - 17:00
Saturday 09:30 - 17:00

Telephone

+261345634647

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Food's for US posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to Food's for US:

Share